image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

rahazahenao

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
114
Topics:
10

Tia tena >>> Ka sao dia mba anjaranareo vehivavy kosa ny mba manoro azy ny point rehetra mora manaitaitra be anareo e ! Ny fahaizana mifanome fahafinaretana ange no tena firaisana tonga lafatra e ! Izany matetika no mitarika ilay fakampanahy any ivelany,rehefa tsy afa-po lava eo.

Misy detendeur miala mihitsy rehefa manidy ilay gaz sy ny fatana enao.Raha ohatra ka tsy hampiasa gaz intsony mihitsy enao,satria ohatran'izany ny fahazoako ilay oe moitié vide le bouteille .Dia tsara ihany ny maka precaution toy ny oe saronana sachet plastique tazonina @ fingotra ihany ny vavany sao dia sanatria efa malefaka ny ressort ao anatiny ka mampisy fuite.Avy eo apetraka @ toerana lavitry ny afo.
Fa ny tena hitako tsara indrindra,raha tsy hampiasa azy intsony dia andrasana ho lany mihitsy izy aloha @ izay tsy misy risque.

mivanitika indray ve fa tsy mitsiky vendrana ??

Tsy te hanonona ny anaranao akory aho satria enao izany ilay tapi-pahaizana be ! Mila mijery tsara koa enao izany satria efa novaliako etsy ambony ny fanontanianao ! Ny tsy mampety azy dia mandika ny lalanan'ny fiaraha-monina.Mila fitsipika mipetraka foana ny fiaraha-monina mba hampirindra azy mandrakariva.Ny fandikanao an'izany dia manakorotana ny lamina efa misy.

Ary misy mahatsiaro tena ho voatsindrona angaha ato izany no mitady hiaka-pofona? Samy mba milaza ny fahitany ny sujet kosa ange io e !

Lasa resaka ihomehezana fotsiny izany ity sujet ity e ! fa tsy maninona ka ! avadiho mihitsy indray izany ny lalanan'ny fiaraha-monina .Isika @ izao no hamadika ny rasa dia ho hita eo,satria raha ny fantatro nanomboka t@ namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao dia ny lahy foana no natao hitarika.

fa maninona moa no hoe ny mikoty fotsiny ! fa tsy tohizana h@ hoe ny vehivavy indray no mangata-bady dia ho hita eo .

Natti >>> Hitako mihitsy io sujet -nao mitady ny hevitr'ireo izay notezain-dreniny irery io. Amiko tsy maintsy misy banga foana ao @ zaza tsy voataiza teo anilan'ny ray sy reniny miaraka.Kanefa henjana be koa ny tsindry mahazo anao @ vadinao.Eritrereto tsara mihitsy aloha vao manapa-kevitra. Courage enao !

Natti >>> > Ahoana kosa moa no ahitanao tsirony raha ny vadinao aza miaraka aminao foana ,tsy ahitanao an'izany,mainka fa olona niaraka taminao indray mandeha monja ! Io ange mila mba mila mifankafantatra tsara kosa ny couple raha samy te hahazo fafinaretana e !

J'assume >>> Saiky toy ny mahazo anao daholo no mahatonga ny olona manambady miodina. Ny fanamaivanana ny preliminaire alohan'ny tena firaisana no hitako mahatonga ny olana.Avy eo tia tena ,tsy mahita afa-tsy ny fahafinaretana ho azy fa tsy mba mihevitra izay mba fahafinaretan'ny olona miray aminy.