Ralila >>>> Mila mifanazava tsara mihitsy ianareo roa ,raha tsy izany ianao dia hijaly sy harary an-doha lava eo foana !
Ny tsy hita ihany no mampilendalenda ve fa rehefa nahazo indray mandeha toa sahala ihany ?
Andr Zo >>> >
Mety hiteny indray enao oe hors sujet ve aho izany? tsy izany mihitsy satria ny filazanao an'io dia miresak fiarahana couple sy fiainana olon-droa avy hatrany fa tsy vitan'ny resaka fotsiny oe te hanasongadina ny iray enao.Tsy maintsy ary tokony ho voateny ao daholo ny anjara andraikitra tokony ho tazonin'ny tsirairay raha hitady fiarahana na fiainana mampifankatia anaty tokantrano.
Tadidio tsara fa raha ny iray mahazo plaisirs max rehefa miray kanefa ny iray zara raha mahazo dia izay ilay mankaleo
Andr.Zo >>> ahoana ny ao an-trano rehefa marary lavalava i Neny? fanomezan-danja ny vehivavy ao antokantrano izany,tsara ny mifanome lanja ao an-trano saingy ny fahazoako ny hevitra avoakanao dia mbola ny vehivavy irery no natao hikarakara tokantrano,fa amiko @ izao vaninandro izao tokony ny lahy sy vavy no mifandrimbona @ fikarakarana ny ao antokantrano>>> Izay ilay mahay miara-miaina,mahay mifanampy,mahay mifankatia.
Raha resaka sexe indray,tsy misy tsara ohatran'ny mahita vehivavy active be mihitsy ange rehefa manao e! Fa matetika koa mba tena tsy afa-po @ vadiny ihany ny lehilahy rehefa ny vehivavy izay eo am-panaovana no miandriandry be ,manao vatan'akondro fotsiny fa tsy mba mitarika action mihitsy.
Ho ahy indray tsy dia mitombina izay,satria olona 2 manana vatana 2,saina 2,fo 2 ary fanahy 2 no natao hiara-miaina anaty tokantrano iray.Tsy voatery hitovy foana ny filana tadiavin'ireo,ny toe-tsaina ananan'izy ireo,ary indrindra ny fitiavana ifanomezan'izy ireo.
Ho ahy izany raha te hampilamina ho azy ny fiainana dia mila tena mifankatia aloha ny couple ary mila miray saina tanteraka hatrany hatrany.Mitaky fahaizana miara-miaina sy mifankatia izany na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy ,fa tsy hoe ny iray ihany akory dia handeha ho azy io.
Indrihy no tiako lazaina
Indrihy no tiako lazaina
Indrihy no tiako lazaina
RALILA >>>> ohatra iray afaka handramanao rehefa avy mifamaly iny ianareo : > ( sady mandehandeha ihany ny tanana manafosafo @ io ).
Ianao koa ve dia tsy efa mba mahalala ny fika fanambatambazana azy e !