image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

rahazahenao

Member
Last seen il y a 7 mois
Joined:
Posts:
114
Topics:
10

Miarahaba antsika rehetra, betsaka ny mieritreritra fa arakaraka ny habetsahan'ny firaisana ataon'ny olon-droa mifankatia no andrefesan'izy ireo ny fatran'ny fitiavany ka rehefa tena mahalana ny fotoana iraisana dia tonga ao an-tsaina avy hatrany ny hoe nihena ilay fitiavana. Aminao mamaky io mitombina ve izany ? ahoana ny hevitrao?

Miarahaba antsika rehetra ! Iza no efa nanao massage tsotra (relaxant ohatra) kanefa niafara t@ fanaovana rs satria maka fanahy loatra ilay sipa na ilay bandy manao massage ?
Mba mahaliana anay ny hijery ny tantaranareo niainanareo t@ izany.

Miarahaba antsika rehetra indray!
Mbola lasa foana ny saiko nandre ireto vehivavy vitsivitsy samy efa manambady sy manana olon-tiana : >.
Ahoana indray ny hevitsika ny @ izany ?

Mino aho fa ny vehivavy koa mba misy teren'ny filana ihany any an-tany lavitra am-panaovana mission any.Mba liana ny hahafantatra izahay.Ohatry ny ahoana ny fomba niainanareo an'izany oe manao @ olon-kafa? mba afa-po ihany ve?

Dia gaga aho ! Zendana aho,talanjona aho nahita fiara 2 mitovy marque,mtov type,mitovy numero saingy ny lokony no samy hafa.Noheveriko oe nolokoina ilay fiara iray t@ voalohany satria tsy dia mifanalavitra ny toerana misy azy ireo.Hay ka tena fiara hafa mihitsy ity hitako faharoa satria vao avy nahita ilay 1 aho dia nandalo teo akaikin'ilay iray koa.
Ny fanontaniako dia ny oe azo atao ve izany ? Raha tsia ,maninona no efa ela ireo no itako mivezivezy eny foana .Dia tsy misy tomponandraikitra mahatsikaritra mihitsy ve na iray aza ????

Miarahaba antsika rehetra.
Ny zavatra tsapako hatreto ankoatran'ny hoe fitadiavana ny fahafinaretan'ny nofo dia fanafody mandaitra manala stress sy alahelo koa ny fanaovana firaisana.Ny ahy madama rehefa somary mangingina sy kizitina izay dia ataoko izay hahatonga anay hatrany anaty RS.Fa rehefa avy eo kosa ! Variana mihitsy aho mahita azy maresadresaka,hita mihitsy hoe faly sy velon-kira.
Mino aho fa mbola maro ny soa entin'ny fanaovana firaisana ka mba samia milaza izay fahitany azy.

Tsy dia arakaraka izay nantenaina no nitranga rehefa tena nivady.
Fitiavana sy fiainana ohatra ny ahoana no nandrasanao t@ vadinao ka nahatonga anao ho tratran'ny fahadisoam-panantenana ?
Misokatra ny ady hevitra ho antsika rehetra sendra izany na te haneho ny heviny mikasika ny lohahevitra.
Mankasitraka mialoha ho an'ireo izay hamaly.

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Miarahaba antsika rehetra,
Sao mba misy mahalala oe aiza no mivarotra ireny GROS PARE-CHOC AVANT / GOLF 2 ireny eto antananarivo.
Misaotra mialoha tompoko

Miarahaba antsika rehetra,
Mba te hahafantatra aho,sao mba nisy nandoko fiara vao haingana,mety ohatrinona any zao lay mandray vita raha mandoko fiara kely ao anatiny sy ivelany ??
Misaotra indrindra @ zay afaka mamaly indrindra raha mba misy detail kely azafady .