image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

rahazahenao

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
114
Topics:
10

Ka ny mpisimpa kosa ange vao mifanojo anaty tontolo hafa ifanintonan'izy roa e ! iza moa no tsy ho taitra ? indrindra raha sendra ny tsiro tsy mbola hita sy niainana mihitsy. Dia ohatran'ny mandeha ho azy ilay fitia toa lakaoly, malaina hisaraka.Sady samy manao izay hahatamana ny andaniny sy ny ankilany mba hampaharitra ny fiarahana sy hiafaran'izany anaty fanambadiana.
Fa rehefa mpivady @ izay toa mandeha ho azy foana ny fifandraisana sy ny fiainana ao an-tokantrano na mihena aza ny fitiavana,na tsy misy bisous,na tsy misy calin.
Mety mieritreritra koa ny andaniny,na ny ankilany oe efa vadiko io ,na efa ahy io ka tsy dia afaka ny hankaiza eo ve ??
Kanefa ny vokatr'izay avy no tena ho loza ! hiverina @ sujet-ntsika etsy ambony.

Cool Tsain / Felantsoa >>>> Ny fanehoan-kevitra rehefa atao somary mahatsikaiky toy izay asehonareo eto dia tena mora raisina tokoa na dia somary lalina ihany aza ny hevitra fonosiny.
Misaotra antsika rehetra.

Eo @ izay tambitamby sy mots doux izay indrindra ! angaha moa tsy efa fomba mahazatra ampiasain'ny lahy na ny vavy ao an-tokantrano izany rehefa te hahazo fitiavana any @ vadiny izy ohatra?
Sa ny tambitamby sy mots doux ataon'ny vady efa matsatso fa ny an'ny hafa any ivelany tena matsiro be ve ?

Na izany aza misaotra antsika nandray anjara tsy nihafahafa.

Vehivavy manambady Manao sipa >>> ilay oe > ataon'ilay sipanao anao ve tsy entiny hambaboana anao fotsiny satria misy RS tadiaviny ohatra any aminao ?

loza aminatambo >>> isaky ny mamaky ny hevitrao aho dia velon-tsiky foana @ ilay fomba ilazanao azy mihitsy.Ny mahagaga ahy koa dia izao : be dia be ny hevitra mandalo ao an-tsaiko ao fa ny ankabeazan'izy ireny tonga dia asehonao eto .
Mahafinaritra ny fandraisantsika rehetra anjara @ fanomezan-danja ity sujet ity.
Ary manentana ireo izay mbola te haneho ny heviny na hijoro vavolombelona ,maninona moa ,toy izay efa nataon'i Lulu.
Mankasitraka e !

lulu68 >>> izany oe ilay RS > izany no tena tombony raha mitaha @ RS ataonao miaraka @ vadinao ?

Somary lasa niroana be be kokoa @ antony mahatonga ilay RS ivelan'ny tokantrano moa izany ny resantsika faramparany eto fa tsy maninona izany fa tena ilaina indrindra koa ny mahafantatra azy.
Fa eto dia hiverina @ ilay fanontaniana anaty sujet mihitsy aho oe >

Ny fanambadiana tsy niorina loatra t@ fitiavana izany ,fa nifototra be be kokoa t@ zavatra hafa (harena,voninahitra na hataitairana fotsiny fa tsy dia voahevitra loatra,sns....) dia azo inoana ny hanjakan'ny fampirafesana be be kokoa ao anatin'ilay tokantrano ?

loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.