image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

rahazahenao

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
114
Topics:
10

Aza mba sanatria marary ihany izany ry zalahy ,fa ny tena miady @ aretina tsy afa-manoatra kanefa ilay vady manolo-tena hotaingenan'ny olona fotsiny atsy ambadika !!!!

Befilahiana >>> tena tsy tanako intsony ny hehy !!! mba mahita fanamarihana koa enao ka ! fa tena marina sy mampieritreritra anefa ilay izy.

....tsy misy heviny....azafady somary diso tsipelina

Felantsoa >>> Ny lohateny tokony tonga dia mahafintina ny zavatra tianao lazaina ao anaty tantara. Misy koa fitsipika mifehy ny teny Malagasy ary ny lohateny apetrakao araka ny fijerinao dia tsy mitsy heviny mihitsy.Tsy haiko ny fahitan ny hafa azy fa raha ny fijeriko azy aloha dia izay.

Ilay nisantatra ahy kosa angamba no tian ny mpanoratra holazaina etsy @ lohateny e ?

Mankasitraka Felantsoa a ! Toy ny mahazatra dia tena mampientanentana hatrany foana ny tantara atolotrao anay eto.Izaho manokana dia matetika ny hamaky fotsiny izay tantara asehonao ny mba idirako eto.Tohizo fa tena tsara e!

Maivandoha >>> Tsy misy tsara ohatran'ny manana fiainana milamina r'ise a ! Ny hanao mety ho vita ihany ange fa ny enjehin'ny eritreritra sy izay mety ho vokany avy eo no tsy ho tantinao e !

Ary tena mana-talenta be hay ianao ry Gaigy a ! aza atao ela kosa moa ilay tohiny e !

Merci Gaigy @ ilay tantara voalohany an ! Tena tapa-tsinay mihitsy aho niaina ny fitantaranao azy !

Fa indraindray mahalasa saina ihany hoe : Sarotra be ho an'ny mpivady ve ilay mifanaja na mba miandry fotoana kely raha ohatra ny andaniny atao hoe tsy afaka ny hanome fahafaham-po ara-piraisana ny ankilany amin'ny fotoana mampivaivay ny filany ???