• Cours de change
  • €4 399,93 AR
  • |
  • $3 987,83 AR

Flash Actu

Mardi, 06 Octobre 2026

Faritra Anôsy : Nisitraka bisikileta VTT miisa 69, sy fitaovana samihafa mifanaraka amin’izany, ireo WARNER, izay mpisehatra eny ifotony, mijery sy manangona vaovao ary mampita izany haingana eny amin’ireo rafitra tompon’andraikitra.

16:02

Hisokatra manomboka ny 11,12,13 Oktobra 2026 ny sidina an'habakabaka Antananarivo -Antsohihy - Antananarivo. Manomboka ny 21 Oktobra kosa vao misokatra tanteraka ny sidina Antananarivo – Antsohihy – Mahajanga - Nosy Be izay in-telo isan-kerinandro.

15:05

Basket - Championnat de Madagascar N1A : La GNBC Analamanga décroche le titre national chez les dames et le COSPN Analamanga chez les hommes.

14:03

Tranga teny Namontana : Misokatra ny fanadihadiana miisa roa, dia ny mikasika ny fitoriana momba ny halatra, sy ny mifandraika amin’ny mety ho fisian’ny tandrevaka teo amin’ny fanatanterahan’ireo mpitandro filaminana ny andraikiny

12:00

Concours - ESPA Vontovorona : Misokatra androany alatsinainy 5 oktobra ny fametrahana "dossiers" ho an'ireo maniry hiatrika ny fifaninanana hidirana taona voalohany.

11:04

Fanabeazana : 5 oktobra - Ankalazaina androany ny andro manerantany ho an'ny Mpampianatra.

10:00

Toetrandro : Na dia hisy orana aza indraindray, any amin’ny faritra maro, dia tombanana hafana hatrany ny andro. Any Mahajanga no ahitana ny maripana ambony indrindra 37°C, ary ny eto afovoan-tany dia eto Antananarivo no hafana indrindra, 24°C.

09:11

Vidin-tsolika : Niakatra ho 3 910 Ariary ny litatry ny solika fandrehitra, raha nijanona ho 5 300Ar sy 4 860Ar kosa ny lasantsy sy ny gazoala.

08:06

Madagasikara - Botswana : Havaozina ao anatin’ny 30 andro ny fifanarahana fototra momba ny fiaraha-miasa eo amin'ny ora tonta, mba hanitarana ny fifanakalozana eo amin’ny fambolena, fizahantany, angovo, indostria ary harena an-kibon’ny tany.

17:07

Fly Over Anosizato : Manomboka mandrava ny tranony ireo tompon-trano voakasika ary efa miroso ny fanomanana ny lalana hidiran’ny fitaovana sy ny fanatanterahana ny tetezana voalohany.

16:04

Mahajanga : Vita tanteraka ny asa fanamboaran-dalana natao tamin'ny toerana maro dia ny teny amin'ny Avenue des Comores, Rue Serbie, Rue Henri Paul, Boulevard Marcoz ary ny RN54, avy eo amin'ny Bonnet hatrany amin' ny Seranam-piaramanidina Amborovy.

15:02

Ambodimita : Nosoloina vaovao ny « surpresseur » hahafahana mampitombo ny rano tonga isan-tokantrano sy manatsara ny fikorianan’ny rano ho an’Ambohibao, Ambohirohy, Imerinafovoany ary ny manodidina.

12:02

Fifamoivoizana eo Analakely : Tapaka ny lalana, manomboka eo amin’ny Tsangambato "Sida" hatreo amin’ny Sampanana Zaimaika, izay fihaonan'ny Lalana Rabefiraisana amin' ny Lalana Andrianampoinimerina, noho ny fihotsahan'ny arabe.

11:05

Ho vahinin'ny fandaharana manokan'ny TVM, anio, hariva, amin'ny 8 ora sy fahefany alina ( 20h15 ) ny Praiminisitra, Mamitiana Rajaonarison. Horesahina ao anatin'izany ny tatitry ny asa vitan'ny governemanta tarihiny tao anatin'izay enim-bolana izay.

10:21

Orinasa Madarail : Nambaran'ny Filohan'ny Filankevim-pitantanana vaovao, Patrick Raharimanana, fa hatomboka amin'ny fampandehanana indray ny famantaranandron'ny Gara Soarano PK0, ny asany, ho marika fa velona indray ny Lalamby.

08:56

Toetrandro : Mety hanorana ny maraina na ny hariva any Androy, Anosy, tapany atsimon’i Atsimo Andrefana, Atsimo Atsinanana sy Fitovinany. Ny eto afovoan-tany kosa dia tombanana hisy orana tandrifindrahona vitsy, ny hariva.

08:00

Misy Vondron'Olona Ifotony (VOI) miisa 1 581, izay ahitana mpikambana 110 000 isa eto Madagasikara, amin'izao fotoana izao. Mpiara-miombona antoka lehibe amin’ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary eto amintsika izy ireo.

17:06

Fahabetsahan’ny rotsak’orana : nahazo fampitandremana miloko mena, izay mihatra manomboka androany sabotsy ary tombanana mbola hitoetra hatramin’ny rahampitso alahady, ny any amin’ny Faritra Fitovinany sy Atsimo Atsinanana.

16:07

Ady amin’ny kitrotro sy ny lefakozatra : hotanterahina ny 5 hatramin’ny 9 oktobra ny hetsika fanaovam-baksiny faobe eto Madagasikara, miaraka amin’ny fanomezana vitamina A ho an’ny zaza 6 volana hatramin'ny 59 volana.

15:05

Fahasalaman'ny reny sy ny zaza, ary ny tanora : Hivoaka ny 7 oktobra izao ny rindram-baiko (application) antsoina hoe : « Izaho sy ny Sombin’ny Aiko », izay niarahan’ny minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombona antoka namolavola.

14:02
Voir Plus

Le secteur ne sait pas comment empêcher l'IA de se fixer ses propres objectifs, avertit un lanceur d'alerte

05/10/2026 20:17

Les entreprises de pointe de l'intelligence artificielle (IA) ne savent pas comment l'empêcher de se fixer ses propres objectifs et de chercher à les atteindre, a prévenu lundi le lanceur d'alerte Jacob Coxon, lors d'une audition devant le conseil municipal de New York.

L'ancienne porte-parole de Trump devient commentatrice sur Fox News

05/10/2026 19:45

L'ancienne porte-parole de la Maison Blanche Karoline Leavitt, une fidèle alliée du président Donald Trump, va rejoindre Fox News pour livrer "des commentaires et de l'analyse", a annoncé lundi la chaîne.

Données personnelles: la ministre du Numérique saisit la justice contre BrixHub

05/10/2026 19:45

La ministre déléguée au Numérique, Anne Le Hénanff, a annoncé lundi saisir la justice pour dénoncer les activités de BrixHub, un moteur de recherche donnant accès à des données personnelles issues de fuites de données.

Ireo fahazarana mety hanimba mialoha ny moteran’ny fiara

05/10/2026 14:57

Ny motera dia iray amin'ireo singa lafo vidy indrindra ao amin'ny fiara. Rehefa voakarakara tsara izy io dia afaka miasa an-jaton’arivo kilometatra maro tsy misy olana. Misy nefa ireo fahazarana sasany amin’ny fampiasana sy fikojakojana ny fiara izay mety hanafaingana ny fahasimban’ny motera ka miteraka fanamboarana lafo vidy. Ireto àry ireo fahazarana mahazatra tokony hialana mba tsy hahasimba mialoha ny moteran’ny fiara.

Ireo antony tsy ampoizina mety mampihena ny fifantohana

05/10/2026 13:19

Sahirana mifantoka amin’ny asa, mora variana rehefa mamaky na mianatra, manadino zavatra matetika… Isan’ireo toe-javatra fahita izy ireo rehefa mihena ny fifantohana. Matetika heverina ho vokatry ny havizanana na ny fandrosoan’ny taona no mahatonga azy io. Marihana nefa fa misy antony maro hafa, indraindray tsy dia eritreretina loatra, izay mety hisy fiantraikany amin’ny fahafahan’ny atidoha mifantoka. Araho eto ny santionany amin’izany.

Sujet de l'environnement: demande de mise en demeure de CNews adressée à l'Arcom

05/10/2026 13:16

La Fondation Jean-Jaurès et l'association QuotaClimat demandent au régulateur de l'audiovisuel, l'Arcom, de mettre en demeure CNews pour son traitement jugé "partial" du sujet de l'environnement, selon une étude publiée lundi, que la chaîne a aussitôt contestée.

Cyberattaque dans les Hauts-de-France : plus de 500.000 personnes touchées, selon la région

05/10/2026 13:10

Des données concernant près de 545.000 personnes ont fuité lors d'une cyberattaque ayant visé deux prestataires de la région Hauts-de-France en fin de semaine dernière, a annoncé lundi son président Xavier Bertrand (LR).

Décès du rappeur Prince Waly à 34 ans

05/10/2026 12:31

Le rappeur Prince Waly, figure singulière du rap français dont la trajectoire avait été marquée par de graves problèmes de santé, est décédé à 34 ans des suites d'une maladie dermatologique auto-immune rare, ont annoncé ses proches dimanche.

Le pianiste Jacky Terrasson mis en examen pour agression sexuelle sur mineure

02/10/2026 21:38

Le pianiste de jazz Jacky Terrasson, âgé de 60 ans, a été mis en examen pour agression sexuelle sur mineure après la plainte d'une adolescente, âgée de six ans au moment de ces faits remontant à 2015, a-t-on appris vendredi auprès du parquet.

France: la justice rend un non-lieu dans l'enquête visant le PSG pour harcèlement moral sur Kylian Mbappé

02/10/2026 20:22

Les juges d'instruction chargés des investigations visant le PSG pour harcèlement moral sur Kylian Mbappé ont rendu un non-lieu, tirant les conséquences du retrait de sa plainte, et finissant ainsi de solder judiciairement son divorce tumultueux avec le club de la capitale.

Blocages lycéens: une mobilisation "partie du bas", accélérée par les réseaux sociaux

02/10/2026 19:18

Hashtags, vidéos partagées et boucles de messagerie privée... Les réseaux sociaux ont joué un rôle de catalyseur dans le mouvement des lycéens, estime la sociologue Valérie Becquet, dans un entretien avec l'AFP.

Fikafika natoraly fanakobanana ny volo mba hampangirana azy

02/10/2026 11:18

Maro ireo antony mahatonga ny volo ho lasa tsy mangirana intsony : loto sy setroka entin’ny rivotra, tara-masoandro, fampiasana fitaovana manafana volo matetika, fiangonan’ny vokatra fikarakarana volo... Ireto manaraka ireto àry misy fikafika natoraly fanasana ny volo afaka manampy hanatsarana ny endriny sy hampangirana azy indray.

Patron de l'IA le plus en vue du moment, Dario Amodei (Anthropic) reste une énigme

02/10/2026 10:41

L'envolée de l'intelligence artificielle (IA) et le débat passionné autour de ses risques ont fait du directeur général d'Anthropic, Dario Amodei, le patron le plus en vue du moment, même si le quadragénaire reste une énigme.

OpenAI écarte trois chercheurs en sécurité de l'IA accusés de fuites d'informations sensibles

02/10/2026 03:47

OpenAI, le créateur de ChatGPT, a indiqué jeudi à l'AFP avoir exclu trois de ses chercheurs en sécurité de l'intelligence artificielle, accusés de fuites d'informations sensibles, au moment où plusieurs de ses propres employés alertent publiquement sur les dangers de cette technologie.

Accusations d'antisémitisme : Mediapart présente des éléments d'authentification, Bardella continue de démentir

01/10/2026 22:01

Le média d'investigation Mediapart a publié jeudi des éléments d'authentification, via Facebook et un huissier, des messages antisémites datant de 2013 attribués au président du RN Jordan Bardella, dont ce dernier a de nouveau démenti être l'auteur.

Accusations d'antisémitisme: Mediapart présente des éléments d'authentification, Bardella continue de démentir

01/10/2026 21:17

Le média d'investigation Mediapart a publié jeudi des éléments d'authentification, via la maison-mère de Facebook, Meta, et un huissier, des messages antisémites datant de 2013 attribués au président du RN Jordan Bardella, dont ce dernier a de nouveau démenti être l'auteur.

Furieux à l'idée d'une hausse de TVA, Canal+ menace de moins investir dans le cinéma et le sport

01/10/2026 20:51

Le gouvernement veut doubler le taux de TVA qui s'applique aux télévisions payantes, selon le projet de loi de finances présenté jeudi, à la grande fureur de Canal+, qui menace de baisser ses investissements dans le cinéma et le sport.

Mediapart : enquêtes qui marquent et têtes qui tombent

01/10/2026 20:26

"Sans nous, vous ne l'auriez pas su", clamait le slogan choisi pour ses 15 ans : connu pour ses scoops fracassants, le site d'information Mediapart s'est de nouveau invité au centre du jeu politique en révélant des écrits antisémites attribués au président du RN Jordan Bardella.

Mediapart révèle avoir pu authentifier les messages antisémites attribués à Bardella

01/10/2026 20:08

Le média d'investigation Mediapart révèle jeudi avoir pu authentifier, via la maison-mère de Facebook Meta et un huissier, les messages antisémites datant de 2013 attribués au président du RN Jordan Bardella, dont ce dernier dément formellement être l'auteur.

IA : Lagarde appelle l'Europe à développer ses propres capacités technologiques

01/10/2026 18:21

L'Europe doit développer ses propres capacités en intelligence artificielle afin de ne pas dépendre d'un "interrupteur contrôlé ailleurs", a averti jeudi la présidente de la Banque centrale européenne (BCE), Christine Lagarde, alors que l'UE cherche à réduire sa dépendance technologique envers les États-Unis et la Chine.

Les Partenaires