Indraindray koa ange mety tsy tena t@ fitiavana no nirosoana tao anaty fanambadiana fa hena-maso ihany hoe ny ankizy niaraha-nilalao efa saiky nanambady daholo,toy izany koa ny tanora niaraha-nidola ka zara aza nisy nangataka koa nahoana moa no tsy hanaiky.Kanjo rehefa tafiditra vao mahatsiaro diso lalana.
Ho an ireo nitady experiences tany ivelany @ resaka sex ! tena tsy azo natao niaraka t@ vady tao an-trano tokoa angaha ilay izy ?
Assistante >>> isaorana enao tsy nihafahafa nitantara taminay iny tranga iray niainanao iny.
Nah >>> > Tsy voatery ho izay no hanaovana forum eto fa natao hijerena ny tranga mahazo ny tsirairay natao hifanampiana sy hananarana aza ary indrindra hisintonana lesona avy @ izany.
Anonyme >>> , > .
Izaho indray mahita hoe matoa ny sujet ohatra itony be mpandray anjara dia satria @ sehatra ohatra izao no mba ahafahany maneho izay mba fiainana niavaka nampihetsi-po azy, raha fitiavana sy firaisana ara-nofo no resahana.
Pisokely >>>> Taiza indray moa no nahitanao an'izany oe rahazahenao no tena mpanao izany e ? Ny tena marina tsy manao mihitsy aho fa mampiady hevitra sy fomba fijery no tena ataoko ato.
Raha tsy izany enao tsy hahita ity sujet ity anatin'ny FORUM POPULAIRES eto @ moov mihitsy.
mahafinaritra fa fotoana fohy taorian'ny namoahana ity zava-misy ity teto dia novaina t@ tena nomeraony ilay fiara iray.Tena nomeraony satria laharana efa tany @ 30 taona lasa no napetaka satria ilay fiara efa somary tranainy.
Efa mazava hatrany amboalohany io ka ! resaka tiana hateza fotsiny ny ahy iny !
mjere paracetamol @ le mpivarotra amorondalan io
Andr Zo >>> Efa hatrany amboalohany dia efa azoko ny tianao lazaina ka ! Saingy ianao moa izany mijoro ho solom-bavan'ny vehivavy.Manana fijery mitanila.Ho ahy tsy dia izay loatra satria ny RS tsy vita raha tsy samy mba miezaka manao ny mety ny lahy vavy.