Misy indray koa rehefa ao an-tokantrano vao mipoitra tsikelikely ny fahasamihafan'ny fomba nitaizana sy nanazarana ny mpivady fony mbola tany an-tokantranon'ny ray aman-dreniny tany hany ka ,tsy maintsy misy foana ny mandefitra ary iny rehefa miverimberina dia lasa fahadisoam-panantenana nony farany.
Tsy misy tsara ohatran'ny manao @ vady e ! sady tsy mijangajanga ianao @ zay no ho afa-po tsara satria efa samy mahalala ny tian'ny andaniny sy ny ankilany ianareo roa.
Tadidio fa olona tsy mbola nanao rs matoa vierge. Ny dikany sady ho sahirana enao eo am-panaovana hampianatra azy no tsy hahazo fahafinaretana araka izay mba nieritreretanao azy.Izy mety ho teritery fotsiny angamba no mba tombony.
Tsy misy tsara ohatran'ny manao @ vady e ! sady tsy mijangajanga ianao @ zay no ho afa-po tsara satria efa samy mahalala ny tian'ny andaniny sy ny ankilany ianareo roa.
Tadidio fa olona tsy mbola nanao rs matoa vierge. Ny dikany sady ho sahirana enao eo am-panaovana hampianatra azy no tsy hahazo fahafinaretana araka izay mba nieritreretanao azy.Izy mety ho teritery fotsiny angamba no mba tombony.
Elidiot >>> rs ivelan'ny tokantrano ny sujet eto an ! Izany hoe lasan'ny vazaha izany ilay vady satria ny vazaha no be vola ve ? na koa azo adika hoe izay manam-bola izany dia afaka mahazo azy ? Raha izaho aloha zarako aza izy lasa satria tsy mendrika atao vady ny olona toy izany.
Pisokely >>> > Izay foana ny fialana bala @ tsy fanomezana fitiavana an'ilay vady.Ny anareo angamba mbola manaja ny fiainana taloha.fa ny ahy aloha no hitako.Ny an'ny hafa inoako fa betsaka ny ohatry ny ahy dia fiarahan'ny mpivady mikarakara na ny ankizy na ny tokan-trano ,mba tsy itenenako hoe indraindray aho lasa saina ihany fa ohatran'ny oe izao indray ny vehivavy ao an-tokantrano.
Fa ny fanaovana izany dia adidy aman'andraikitry ny mpivady tokony mba ifampizarana sy ifandrimbonana foana ary apetraka @ toerana tokony hisy azy fa tsy atao excuse lava izao rehefa tsy te hiray @ vadinao enao.
loza aminatambo >>> Tsy arakaraka ilay vady ihany kosa ve io ? Ny fakampanahy voaresaka eto ange izao dia ny fakampanahy avy ety ivelan'ny tokantrano e ! Fa misy tokoa ny fakampanahy ao anatiny ka ! Rehefa izy misaritsarika anao @ atinakanjo kely miaraka @ string kely ! ampiany an'ilay charme tonga dia mambabo izay angaha misy andraso andraso izany intsony fa tsy tonga dia raikitra indray izao,anaty RS tonga lafatra be ! hummm !
Ohatran'ny hoe tantara niainanao mihitsy izy ity ry mpanoratra ,sa ny eritreritro no lasa lavitra ? Fa dia tena hainao tokoa ange ilay mampientanentana ny mpamaky ao anatiny e !
Pati & Felantsoa >>>> Tsy fakam-panahy fotsiny kosa ange no tiana resahana eto fa ilay fakam-panahy niafara t@ RS mihitsy e !
Mitovitovy @ an'i anonyme io koa ny efa hitako.Faly ery ity vehivavy iray oe hanambady.Vao vita anefa ny raharaha dia nentin-drangahy hoe hiara-hipetraka @ zareo ity zaza iray lazainy fa zanany.
Ity farany izay tsy nampahalalana an-dramatoa velively ny fisiany.
Lasa ady lava foana araka izany ny tao @ ilay tokan-trano vao.
Ary ahoana indray ianareo @ ilay tranga hoe na dia ampy fitiavana izao aza ,ao an-tokantrano ao,dia misy foana ihany ny solafaka any ivelany rehefa sendra ny fakam-panahy mafy tsy voatohitra mihitsy .
Matetika ny mpiara-miasa akaiky no tratran'izay.
Mba tantarao hoe ,ho an'izay efa sendra izany.