loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
Raha azoko tsara izany dia oe entina hanampiana ilay fitiavana tsy ampy ao an-trano ilay RS any ivelany satria oe na ilay fitiavana ao an-trano mihalefy dia zara raha misy RS,na rafotsy milaza rera-dava.
Ankoatra izay dia fanatanterahana ny fantasme izay tsy tian-drafotsy hatao.
Lehilahy daholo hatreto no namaly ,fa mino aho fa mba manan-kevitra araka izay mba fahitanareo azy koa ianareo vehivavy satria mino aho fa na lehilahy na vehivavy manam-bady dia misy manao izany avokoa.
Raha fehezina izany dia nahazo fahalalana lehibe sy goavana be zandry kely tao anatin'ity sujet ity ho entiny miatrika ny fiainany indrindra ny fifandraisan'olon-droa.
Izaho dia midera ny fahamatoran'ireo izay nandray anjara rehetra tato anatin'ity sujet iray ity.
Tohizo fa tsara ry zareo a !
Vengeance !
Tena diso b tko enao rah hamaly faty n vadinao ! Fanakiann hanoroana hevitrao no ataoko ,ka tsy hitako zay antony itantaranao n fahavoazanao eto rah ts mb mjery ze hevitra azo raisina.
Amiko ny valifaty tena ts vahaolana ndrindra rah mbola samy ao an-tokantrano nareo mvady.D ho ady lava s hfamalivaly eo fona zany ? Tena hjaly n zanakareo zay lazainao fa tena tinao.Amin zay mantsy nareo 2 mvady zany ho samy maditra daholo ,d aon h hiafaran ireto ankizy ???
Raha zaho enao dia tohizako n fahendrena efa hananako ! mba mis olon 1 ahay azon ny ankizy hianteheran ao an-tokantrano.Mila hentitra fotsny enao @ vadinao mba hisian ny fiarah-monina mirindra ao antokantrano.
D courage fona fa n lhlh ts mtanondrik zan e !
Miarahaba antsika rehetra, betsaka ny mieritreritra fa arakaraka ny habetsahan'ny firaisana ataon'ny olon-droa mifankatia no andrefesan'izy ireo ny fatran'ny fitiavany ka rehefa tena mahalana ny fotoana iraisana dia tonga ao an-tsaina avy hatrany ny hoe nihena ilay fitiavana. Aminao mamaky io mitombina ve izany ? ahoana ny hevitrao?
Miarahaba antsika rehetra ! Iza no efa nanao massage tsotra (relaxant ohatra) kanefa niafara t@ fanaovana rs satria maka fanahy loatra ilay sipa na ilay bandy manao massage ?
Mba mahaliana anay ny hijery ny tantaranareo niainanareo t@ izany.
Miarahaba antsika rehetra indray!
Mbola lasa foana ny saiko nandre ireto vehivavy vitsivitsy samy efa manambady sy manana olon-tiana : >.
Ahoana indray ny hevitsika ny @ izany ?
Mino aho fa ny vehivavy koa mba misy teren'ny filana ihany any an-tany lavitra am-panaovana mission any.Mba liana ny hahafantatra izahay.Ohatry ny ahoana ny fomba niainanareo an'izany oe manao @ olon-kafa? mba afa-po ihany ve?
Dia gaga aho ! Zendana aho,talanjona aho nahita fiara 2 mitovy marque,mtov type,mitovy numero saingy ny lokony no samy hafa.Noheveriko oe nolokoina ilay fiara iray t@ voalohany satria tsy dia mifanalavitra ny toerana misy azy ireo.Hay ka tena fiara hafa mihitsy ity hitako faharoa satria vao avy nahita ilay 1 aho dia nandalo teo akaikin'ilay iray koa.
Ny fanontaniako dia ny oe azo atao ve izany ? Raha tsia ,maninona no efa ela ireo no itako mivezivezy eny foana .Dia tsy misy tomponandraikitra mahatsikaritra mihitsy ve na iray aza ????
Miarahaba antsika rehetra.
Ny zavatra tsapako hatreto ankoatran'ny hoe fitadiavana ny fahafinaretan'ny nofo dia fanafody mandaitra manala stress sy alahelo koa ny fanaovana firaisana.Ny ahy madama rehefa somary mangingina sy kizitina izay dia ataoko izay hahatonga anay hatrany anaty RS.Fa rehefa avy eo kosa ! Variana mihitsy aho mahita azy maresadresaka,hita mihitsy hoe faly sy velon-kira.
Mino aho fa mbola maro ny soa entin'ny fanaovana firaisana ka mba samia milaza izay fahitany azy.