image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

rahazahenao

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
114
Topics:
10

Dad >>> tsy dia azoko tsara ,,> mampirafy izy izany ve ?

Dad >>> Ny asa angamba tsy misy oe tsy mihaja sy ratsy izany fa ny fanajanao azy ihany no hampidirany vola aminao.Ny hitako vahaolana angamba dia mila mijery asa mampidi-bola misimisy kokoa enao fa na ny vadinao aza mety mba hiova koa @ izay.

Natti >> tena marina ny tenin'i anonyme fa mba diniho tsara kosa aloha. Ny hanampiako azy fotsiny dia oe ny lahy no mitarika fa mba ifampidinihina sy ifanarahana daholo ihany kosa ny fanapahan-kevitra e !
Dad >> Manambany @ resaka harena ve ? sa fahaizana ?....Matoa izy nanambady anao d'efa tokony naharesy lahatra azy ny momba anao rehetra.Mila manitsy azy enao @ izany fomba fijery diso izany. Raha harena no olana,mila mahay mihary sy miara-mifofotra ny mpivady dia tonga ho azy eo foana io e !
Felantsoa >> Ny olana ange mazana ilay tsy fahatantesana ilay fiovana eo @ tontolo manodidina iainana mihitsy e ! Fiainana hafa no niainana h@ izay teo anivon'ny ray aman-dreny.Mety oe fiainana somary goragora sy diso nalalaka loatra,fiainana diso nirobaroba koa.Kanjo vao tonga ao an-tokantrano tratran'ny fifampifehezana mba ilaina ihany kosa mba hananana tokantrano vanona,na tratran'ny fiainana tsotsotra mba mitsinjo ny ho avy.Dia izay ilay miteraka fahadisoam-panantenana.

Izay izao resaka endrika ivelany fa misy koa toetra ratsy tsy navoakan'ilay novadiana mihitsy raha tsy efa tao anaty fanambadiana.

Ankoatran'ny oe fahafinaretana sy fitiavana ange izany dia misy tombony hafa azo avy @ RS ivelan'ny tokantrano koa e ! dia ny promotion canape izany.Ny vehivavy moa izany matetika no manao azy ity rehefa sendra ny chef na patron tia vehivavy.
Ahoana indray ny @ izay ry zareo?

Izany hono ry zareo a ! Ho an'ireo manambady manao rs any ivelany ,mahatanty ve hono ianareo raha ny vadinareo koa no mba manao ohatra izany ??
Misy mantsy ilay fitenenana oe >.

Pati >>> Na mahataitra aza ny akanga tsara soratra ,tsy tokony ho adino kosa ny akoho tamana an-trano e !

Tanjomb,Felantsoa >>> Mankasitraka t@ fahatsoranareo roa vavy namboraka izany rehetra izany taminay.Misy ho sainina tokoa izay rehetra voalazanareo,fa dia anjaran'ny tsirairay ny maka lesona @ izany.

Mbola averiko ihany fa tsy natao ifanenjehana sy ifampitsarana ny nanaovana ny sujet fa mba hisintonana lesona kosa,satria samy olon-dehibe mahay mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety aminy ny tsirairay.

Ary hono hoy aho,dia rehefa avy niodina ka mba lasa ihany ny saina.Tsy mba mandalo ao an-dohanareo ve oe mbola hafa ihany ny manao amin'ilay vady ?