Raha tsy diso ny fitadidiko ,ohatran'ny matetika tantaranao sy Alain foana no tantarainao ato.Mino aho fa tena niainanao kosa angamba ireny e ?
Felantsoa >>> ka raha mba tezitra @ izany moa ity mpanakanto ity dia ahoana aky ? Satria tena manome sary hafa ny fiainany ianao,indrindra imason ny mpankafy azy sy ny fiaraha-monina.Raha tsy nolazainao indray mantsy ilay anarany sy ny hirany mety tsy dia nampaninona loatra.
Felantsoa>>> Matetika aho mieritreritra hoe : saiky ny fantasme-nao no ahavitanao tantara mahavariana ohatra izao.Raha mitombina izay,firy amin izy ireny no efa tanteraka ?
Dia tena mahafinaritra anao mihitsy mantsy ry Felantsoa ilay mampitsiriritra ny lehilahy ato a !
Felantsoa >>> Misaotra @ ilay tantaranao mahasondriana sady mampientanentana vao maraina .Ianao angaha mpanoratra malaza, fa tena manana aingam-panahy mahavariana ahy mihitsy? Sa ve ireny tena tantara niainanao avokoa ?
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra eo anoloan izao taona vaovao izao ary mirary antsika hahita vahaolana sy hevitra mahasoa amin ny fanehoan-kevitra tahaka itony.
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra eo anoloan izao taona vaovao izao ary mirary antsika hahita vahaolana sy hevitra mahasoa amin ny fanehoan-kevitra tahaka itony.
Valerie >>> Efa nifindra lasy sy niova fitana kosa izany tantara tantarainao izany fa tsy mba mihodina intsony kosa.
Ary ianareo vehivavy hoy aho toa tsy mba mandray anjara mihitsy e ? Iza no efa sendra vady nihodina ? Dia nanao ahoana ny niainanareo izany ?
Yann >>> hihihi ! Samy mihodina daholo mihitsy ka ! fa ilay version ilany sendra henoko sy hitako no entiko eto io aloha.