image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 114

Dia gaga aho ! Zendana aho,talanjona aho nahita fiara 2 mitovy marque,mtov type,mitovy numero saingy ny lokony no samy hafa.Noheveriko oe nolokoina ilay fiara iray t@ voalohany satria tsy dia mifanalavitra ny toerana misy azy ireo.Hay ka tena fiara hafa mihitsy ity hitako faharoa satria vao avy nahita ilay 1 aho dia nandalo teo akaikin'ilay iray koa.
Ny fanontaniako dia ny oe azo atao ve izany ? Raha tsia ,maninona no efa ela ireo no itako mivezivezy eny foana .Dia tsy misy tomponandraikitra mahatsikaritra mihitsy ve na iray aza ????


mahafinaritra fa fotoana fohy taorian'ny namoahana ity zava-misy ity teto dia novaina t@ tena nomeraony ilay fiara iray.Tena nomeraony satria laharana efa tany @ 30 taona lasa no napetaka satria ilay fiara efa somary tranainy.