Misy efa nanandrana in 6 dia tojo vato , sao kosa tokony hajanona eo @ telo na efatra, mety eo ambony vato ilay taninao , angamba tokony jerena ny tany manodidina, fa raha be vato sady mivelatra , mety ho very eo fotsiny ny vola, angamba mila etudes géologiques kely eh, fa sarotra aloha satria hypothèse daholo no hivoka eo eh, fa alohan izay dia tokony fantarina ny fisian ny rano, na ny toerana misy ny rano, io indray dia mora kely ny mijery azy, mampiasa ilay methode na sourcier ireny, tapaka tariby roa dia ampy, tsotra kely, efa imbetsaka nanao aho fa tena nety daholo