Miarahaba antsika.Aona kay ny fanaovana calcul biriky ra anao tamboho.11.25m ny largeur, 35m ny longueur, 2.5m ny hauteur.Ny longueur iray efa misy tambohon'ny mpifanolobodirindrina fa ny sisiny 3 sisa no ho ataonay.Mety firy ny biriky sy vato (fototra) mety ho ampy?Misaotra