Bonjour,Manana plan de travail granit izahay. Dia hitako hoe toa mitroka menaka ilay izy satria nisy tasina menaka dia tsy voadio dia ohatran'ny hoe trohin'ilay granit. Dia nosasainay tamin'ny zex mba hoe hiala, fa tsy nety niala ... Fa ilay izy lasa toa marokoroko tratran'ilay zex. Loza, loza, loza.Fanontaniana, misy fomba azo atao ve ny manala ilay menaka voatroka sy mamerina ilay izy somary malamalama.Misaotra tompoko