Slm o! Mba saika hanotany azafady ho an'izay mahalala, raha lova hiaraha-manana ary mbola tsy vita ny fizarana, anjaran'iza no manamboatra ny tafo-trano na manolo azy tanteraka raha misy izany ? Raha toa ka tsy mipetraka ao daholo ny mpandova rehetra fa ny sasany ihany no mipetraka ? Misy lalŕna mamaritra izay ve ?Misaotra ho an'izay efa nahita an'io cas io.