Miarahaba a! Mba ahoana kay ry reto ireny mitady trano ireny raha misy mpanera ? Inona avy ny vola takian'izy ireny ? Toa otran'ny fetsifetsy mantsy, ny an'ny sasany trano tsy misy akory de tadiaviny andoha vola enao. Misaotra.