raha trano 85 m˛ ry zareo, rehefa kotina ny gorodona laniny any amin'ny 41M fmg.iza no afaka manome comparaison hoe raha atao dalle + carreaux dia ohatrinona eo no mety ho lany aminy ? sao io no moramora kokoaMerci

Tranokely > mba mahagaga koa zany 41 M fmg zany.Nefa gorodona ve.Zahay zao hanao plafond ny trano. trano eo @ 60 m2 eo. tsy mandany 5 M fmg akorynefa ny karazana hazo ataonay dia tena mafy. mino aho fa tsy mifanalavitra @ karazana hazo @ gorodona.Fa izahay mividy any ampotony dia misafidy karazana hazo. Any am-potony manko sady mba mora no misy karazany isafidianana betsaka nanaovana ny solive ipetrahany hazo sns ...Maztoa
Eshie: izahay aty toamasina no mipetraka.Fa namana mpanao hazo no angalŕnay ao Brickaville aoFa zareo mpiasa an'ala de mitondra hazo mandeha tanŕ Mba azo lazaina oe tsaratsara prix ihany alohIty ny adiresy de afaka manoratra any enaomamykarana arob yahoopointfr (anelanelan lay mamy sy karana misy trait ambaniny 8)mazotoa