image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 83

Bjr dol o, za ry reto mba mila fanampiana fa nandavaka lava_drano in-2 izahay de tsy mety mahazo rano fa vato be no ao ka sao mba misy manana contact anle olona mahay an'izy ireny. Le olona oe mijery ny tany hono izy de hitany oe etsy no misy rano. Merci bcp


misaotra betsaka fa handramana amin'ny week end eo, manontany anao ihany aho raha tsy mety.


ny fil recuit koa ve mety? ny hitako hatramin'izay mako fil de cuivre ihany


Eo ndrindra e. Zahay ko efa tratra teo @ 45m de profondeur fa tonga de navadika ho puisard, de avy eo tany an-dohasaha mihitsy no nanao lava-drano dia notaritina ho any an-trano. 100m de denivelation ary misy eo @ 250m miala ny trano. Lany teo @ 10 millions teo fa tena afa-po avy eo.


plat ve io taninao io ? ny anay mantsy pente dia naka rano tany amin'ny lohasaha dia toa ho sarotra be ny hitarika ilay rano miakatra satria ny trano aty ambony ny rano any ambany, mba omeo soso-kevitra amin'izany anao izany


Tampo-kavoana be mihitsy. Izany hoe 100m ny denivelation. Izany ilay tany an-dohasaha dia teo akaikin'ny tanimbary nonandavaka efa ho 8m (satria tsy maintsy atao lalina ilay rano). Nasiana pompe immergée iray tao izay mahatafakatra 100m. Tsy dia natokisako loatra io hoe hauteur 100m io fa nanisy pompe de surface iray aho teo @ 50m teo. Avy any an-trano ny interrupteur. Mandeha tsara fa ny tena sarotra t@ ilay izy dia ny sécurisation an'ireo pompes fils tuyau ireo satria ny olona tsy faly aminao daholo.


mandeha courant jirama ve izany ireo pompe ireo, ilay anay mantsy tsy misy jiro.