Manao ahoana tompoko.Aiza no misy manao cadre photo dia ilay misy cache ireny. Teo aloha nisy société izay nanao an'izay tao Tsaralŕlana, teo @ nisy ny Bruno Audier taloha fa efa tsy ao intsony. Ilay cache tadiavinay dia tsy ilay cache tsotra, fa ilay cache ohatran'ny misy relief, dia lasa ohatran'ny hoe hita milentika ilay sary ao anatiny. Izany hoe rehefa jerena dia hita fa tsy mitovy niveau ilay cache sy ilay photo. Efa nitady ihany aho fa tsy nahita mihitsy. Sao mba misy mahita tompoko ?Hatao décoration salon mantsy ilay izy.Misaotra betsaka ô !