image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra ato eAndao ry reto hoe mba ifanome prix ana matériaux rehetra mba ifanampiana ? na dia ananana ordre de prix fotsiny aza ho an'izay mikasa na an-danala manao trano.Ny ahy manokana novidiana teny Itaosy (En ariary ):-Ciment CPA : 24000-Ciment CPJ : 21000-Fer 10 : 17500-Fer 8 : 11500-Fer 6 : 7500-Fasika : 20000/M3-Vatokely : 50000/m3Ny transport ŕ part-Biriky : 90 tonga eny antoerana (Ambohitrimanjaka ŕ Itaosy) ary 10Ar indray mibata azy makeo @ toerana tena ipetrahany.Ny mba tiako ho fantatra izao dia :-fenetre sy porte (vy, hazo, alu sns)-madrier, parquet ou parkex-sanitaires...Mankasitraka e


Miarahaba, Vao hanomboka hanamboatra mihitsy izahay, ka mba mangataka vidiny matériaux sy ny toerana misy azy. Misaotra betsaka amin'ny fanampiana. Mirary soa