image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!


Pour moiHira tiko: rebika izi rehetraFialam_boli: mijeri téléNy zavatra tsi tiko: ny lehilahi mpandaingaNy zavatra tiko, lhl ngezangeza, mahatambitamby,manome lanja ni fisiko eo anatrehan rehetra


Sahala>otran mitovy2 @profil-ko mts izy zan a,sao d tokony hitafatafa zan tsk roa?-hira tiko:zah mankafia rebika koa-fialam-boly:milomano d mijery tele koa-ny zvt tsy tiko:ny vhv mpandainga sy tia tia kely-sakafo tiko:trondro sy voanjobory-ny vhv tiko:misy2 vatana tsy dia ngeza loatra,m'comprendre


znii> efa kopy ianao fa zah tsy tia olona mandainga a! tsy de mahasosotra ny mifampitafa na de hifampizana ny fiainana andavanandro fotsiny aza, rah misy tanjona moa maninona? sahala 21 e! any am yahoo.


hita mts we bandy be le SAHALA majus*******e.ty nenah e-ambondrona;tiako ianao-mandendeha-zvt tsy tiko le manao zvt mampme-sakafo tiko gana ritra-sipa tiko fotsy fihodirana,antonony tsara ny habeny,tsotra fiainamisy mitovy tandem amiko ve?


  • Hira : fanantenana (Poopy)- Fialam-boly : mamaky boky- Tsy tiako : mpandainga- Tiako : mahay mijery na mitsinjo ny hafa - Endrika : tsy fohy tsy lava, botabota kely, zarazara

Znii/ meti mitsy raha mifampitafa raha mitovy tandem sika roa.


trandraka>tsy voatery ka.mba afantaranao ftsn we mba misy olona mitovy tandem amiko ve ato fa tsy voaetry hoe alaina namana na sakaiza akory ka.


dedicace, D'accord.......Misaotra ô! Tsara ilay sujet anao, ary justement tokony ho valable ho an'ny rehetra mihitsy, na dia ny hahitana statistique fotsiny aza.


Ny ahy reto - tsy oe preferer fa ny hira tiko amzao aloha de = Like I'm gonne lose you - Meghan Trainor-fialamboly: mijery film - picnic - mikaly -zvt tsy tiko : mandainga surtt zvt makarary fo le izy d mbola natao d aveo mandaingalava, b b vatana fa tsy matavy b loatra ary tsy bokona b ko fa antonony, zarazara na mazava endrika, tsy lava volo btsy mitady sakaiza fa te mba iresadresaka eto ftsn! Efa manambady