izahay t@ andron' caramail ...lehilahy ahonitchat ... nisy n******* no nifampiresaka t@ namako... tany ivelany moa ry zareo, dia nifanao fotoana ry zareo (namako, sy ilay n*****...)lasa niaraka lay namako sy ilay n***, izy moa t@ zany mbola tys haiko akory ny fisiany, fa zay hita eo nenay kôtiana daholo... fa miady lava ry zareo... lay namako koa lasa nandeha tany ivelany... za moa ef amiasa ... dia nihaona t@ lay sipany foana aho... tsy hevidratsy a... fa miresaka momba ilay n***** iray zay foana izy, hendry e, zao e... angatahiko foana ny contact, tsy mahazo aho... ndray mandeha niantso ahy izy hoe ... aiza enao, mba atero aho raha afaka... nalalaka aho dia naka azy ... niaraka t @ ilay olona izy... dia ndao aloha aterina izy vao manatitra ahy ianao... dia naterina, za vao nahita azy efa potika... azoko @ zay le anarany carmail... faly aho ..hay izy ity za no tadiaviny ity ex bandy akama rehefa tsy nety ny an zareo ...nisy fotoana nangataka fihaonana tamiko izy, dia niteny hoe za tiany... novaliako hoe za ndray le namanao iny no tiako sady efa tsara resaka zahay izao ... Adieu hoy izy ... nivady zay sy le n*******... :p