Fitiavana Vehivavy Ronde
mety samy manana ny raison hitiavany vevavy ronde ny lehilah...
Bah oui! y en a beaucoup : mety sex mety oe le be ranony be araka ny tenin'i zalah sasany ...
Fa ny ahy aloh tsy aiko mints no manazava azy e : vo mahita vehivavy ronde ah de taraiky . Tsy aiko ??? mety le saina mintsy angamba. tsy votery ho lasa sipany ah fa na maso mijery aza de enoko mintsy oe matsiro e