mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!
mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!
trandraka>d aon r trandraka a?sod tokn asina sortie mts ary ty sujet ty d any mifankahita mvantana e.sa aona?sa nareo ts eto Dago e?sosokevitra ry zareo a!andao marina atao club mts ty tandem ty dia hasiana fiaonana e?sa aona ouz nareo?any dol ze mitady vady sy namana rht d atao mlay ftsn ny ambiance e.tsk zao tena maniry anzan mts aaa!
de awn e,Tsy ratsy ilay eritreritrao, hoe mbo asiana fihaonana ho an'ny mpitandem rehetra ka......Fa ny indro kely fotsiny hoy ahy dia, tsy tongan'ny taxibe, na taxi brousse, na ireo 4x4 faran'izay henjana eto ambonin'ny tany aza, avy eto amiko mankany amin'ilay toerana mety hihisy io fihaonana io.........ha ha ha!Fa na izany aza, aza atao ho sakana mihitsy izany, fa tsy ratsy ilay projet an......
ry anaka isany -+-Mozika tena tiako >>> GospelFialamboliko >>> mianatra hira masina miaraka amin'ny Groupe misy anaySakafoko >>>> mihaino sy mamaky ny tenin'Andriamanitra, izy io sady mamparary na hanina atao foto-tsakafo azaZavatra tsy tiako >>> maniratsira an'AndriamanitraOlona tiako >>> olona manana fanantenana fa tsy tapitra eto an-tany ny fiainana, olona mahay mamela heloka, olona tia mivavaka ary mahay mitsinjo ny hafa, mahay mandefitra amin'ny atao rehetra
izaho vehivavy gasy metisse frantsay, 1m 65, 58 kg, pointure 37, volo friséMozika tiako de hira malefadefaka (le somary mandona fo reny)fialamboliko: mijery film, mijery spectaclesakafo: tsisy préférence loatra fa ny fruit no tsy mety raha tsy mihinana isan'androzavatra tsy tiako: mifanendrikendrikalehilahy tiako: lavalava fa tsy lava be zay ny mombamomba ana<embar