mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!
mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!
Miarahaba atsika mpikambana ato!Hitako betsaka ianareo no mizara ato na dia vitsy aza no mitovitovy.Kanefa tsy voatery hitovy foana na hoe tsy maintsy mitovy vao afaka manoratra fa ity sujet ity izany dia azo lazaina ho sujet fifampizarana sy fifanakalozana zavatra mahafinaritra,na resaka mozika,na mode de vie sns...Tsy voatery ho ireo ihany anefa no azo resahana ato fa afaka mizara izay zava-baovao sy malaza any amin'izay misy atsika tsirairay avy any.Afaka manokatra ady hevitra kely ihany koa(ankoatran'ny politika!!!)Afaka milaza izay hetaheta tianao zaraina @hafa.Afaka mizara fanentanana amin'ny fampivoarana an'ity nositsika ity(kolotoraly,sosialy sns..fa tsy politika!!)Afaka mifampizara traik'efa @fanabeazana sy fitaizana ihany koa hoan'izay efa niteraka.Hiangaviana fotsiny mba tsy ho ady hevitra miantsy ady na fifandrafiana no hataotsika ato fa mba ady hevitra mitondra zava-tsoa ao anatin'ny filaminana sy fifanajana.Averiko foana fa afaka milaza izay tiany lazaina ny tsirairay eto ankoatran'ny politika sy zavatra mampiady!Alefa ary!!!!