image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!


Tsy voavakiko dhl ireo ambony ireo fa tara za vô tonga - miala tsiny - fa ireto ny momba ahy - sao mba misy mitovy ihany -Gadon-kira : rhf misy gitara acoustique d reveko dhl (genre folk - country - classique etc ...) - ny tonony koa ny ahy no tena henoiko -Fialam-boly :matory d mihaino hira foana - sakafo tiako: tsy mifidy fa rehefa tsara - na tsisy laoka aza laniko foana ny varikozavatra tsy tiako: ny mifanohitra @ lalŕna - ny mandainga (za mantsy tratra foana rhf mba mandainga)vehivavy tiako: tsara @ko aloha 1° + tonga dia mahitsy fa tsy ireny tsy milaza ze eritreriny ireny (za mantsy kamolahy ka tsy hivadika ati-doha @ ze ankamantatra ataonareo any - rhf tsy hiteny dia aleo ho any - nareo ihany no ho voa eo)Izay za izay - sampona ihany fa asa raha misy sampona tahaka ahy any ?


za vhv,hira tena tiako: rehefa rock, slow rock, hard rock, metal, ballade, évangéliquesakafo tiako: hen'omby rony amin'ilay matavy tsara + sakay kely- hazan-dranomasina.zavatra tsy tiako: olona kamo sy voretra- olona miteny ratsylehilahy tiako: mazoto, tia miasa, tia ahy, falifaly lalandava.fialamboly: sport en salle cardio-muscu, endurance sur route -mihaino hira - miantsenatena ankafiziko: mandeha vacances.


Ry havana ao amin'ny Tompo:hira tiako: jazzsakafo tiako: tsy mifidy fa misy ankoatra ny ovy dia OK! foana fialamboly: miheno mozika Gospel, na vahiny na Malagasyzavatra tsy tiako: ilay andeferako dia mbola manararoatra hatranyvehivavy tiako: tsy miavona ary mitandrim-batanaAmen!


Vehivavy ahoHira :gospel, variétésSakafo tiko : trondro , nahandro malagasy rehetra Fialam-boly: sport : tennis , natation, musique, mahandro sakafo , manao zaridaina Zaka tsy tiako : lainga , olona tsy mavaha-tena , abus Zavatra tiako amin'ny fiainana : franchise ,propreté, sourire, voninkazo .. mitafy tsaraLehilahy tiako : ny vadiko sy ny raiko .


ny mpihira tiako : stevie wonder années 60/70/80 , ankoatr'izay tonga d mpihira tropical gasy : jaojoby , tence mena (volume 1) , mika sy davis , fialamboly : mijery film d'action, venture,zavatra tsy tiako : ny surprise ny zavatra tiako : ny teny ierana @ hatao rehetra , ny mianatra zavatra vaovao na d zavatra faran'izay tsotra aza sakafo tiako: sakafo gasy na vazha fa be légume sy anan fotsiny vehivavy no manoratra


correction kely film d'aventure, d hira les années 60/70/80 ankoatra ny stevie wonder izay ten tiako teny diso tsy mba kabary eh !


hira tiko: tovojhaysakafo tiko: crevette, trondro, voamainafialamboliko: voyage en famille, ou entre amis, prier et lire la biblelehilahy tiko: classe fa tsy miaingitraingitra, zarazara toy ny karana fa tsy karana fa gasylehilahy tsy tiko: be zesta amin'ny kiraro sy solomaso, fotsy mahiahia fa reny mpanambany amin'ny ankapobeny,


hira tiko:sareraka(in vaovao manerana ny tany)sakafo tiko:trondro maina endasina(trondro sira reny)fialamboly: mananihany olonavehivavy tiko:botabota , lava volovehivavy tsy tiko: le tena tsaratarihy sy bika reny tena tsy tiko.


Ny mpihira tiko Mage4: fo vaovao / Sahy miniaSakafo tiko: trondro Fialamboly: mitondra fiara Lehilahy tiko: somary lava2 ngeza2