image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 68

Miaraha ntsika rehetra.........

Tena mbola mikavivia be mihitsy ny tenanay amin'ilay forum vaovao?.......... Manao essai aho io, ka manontany raha hitanareo ity post ity.....

Trandraka!


Mandiniha,

Tena siora ve nareo ve mauvaise manipulation lay zavatra? Amiko tena tsy fahampin'ny traikefa mihitsy mantsy fa tsy izay fotsiny...... Otran'ny ilay problème de captcha tamin'ny authentification tamin'ny forum taloha ihany io, koa na efa 2 volana taty aoriana aza mbola tsy voavahandry zareo ihany.

Clean,
Misaotra namaly o............. Araka ny efa noteneniko io ambony io ,dia tsy fanadiovana no saika ataon'ny moov, fa eo amin'ilay traikefa no tsy ao mihitsy....... Fa mba au moins aloha efa mifankahita antsoratra eto ny mpiserasera mandra-picorriger ndry zalahy ity zavatra ity.......

Trandraka!


Ragalasam,

Raha ny fahitako azy aloha, dia tsy maintsy mi s'inscrire mihitsy vao afaka manokatra sujet an....... En tout cas, izay aloha no nataoko nahafahako nanokatra ity sujet essai ity.


Dadatoa be........,
Ahhhhhh dadatoa le........... Vaovaonao? Tsy azoko mihitsy radadatoa lay zavatra ataon'lerony ato anie eh...... Zavatra mandeha tsara taloha iny dia gidragidrain'lerony fa mbo te hivoatra any amin'ny fahaverezana angamba zalahy......Tena ho marina ny tenin'i Ragalasam fa ho faty tsy ho ela ity moov ity raha mitohy izao.