image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

mamaly<<<< tsika sy iano tokoa zany zao no mitovy tandem an!!! dia ahoana zany ééé??? hiresaka ve, dia ahoana no atao?? aleo mijanona miresadresak aeto ihany mo ô!!!


Lehilahy no manoratra an !Ny hira tiako : Tsy mifidy na gasy na frantsay na anglisy, na italiana koa aza izaho mihaino sahala @ romina power et albano, mankafy mijery danse soViétique- sakafo ankafizina : @ ankapobeny tsy dia mifidy, rehefa tsy mampatavy, sy sakafo azo hanina fa tsy n'importe quoi non plus.- fialamboly : taloha nankafia nijery télé, zao variana @ internet, mijery film ihany rehefa film tena tsara, rehefa misy baolina miady. Nankafia maamppiresaka vehivavy taloha, ary efa nahafantatra toetrana vehivavy maromaro. Mi-pratique réguličrement sport en salle : volley, sy jogging, Vehivavy tiako : misy endrika sy vatana tena tiako sahala @ reny mannequin reny ohatra, nefa toa tsy dia ireo lohatra no tena mahasarika ahy, fa le fitiavana madio avy @ lay sipa. izaho zao efa niaraka tamina vehivavy matavy, vehivavy zokiko, Fa ohatry ny tsy mbola niaraka tamina vehivavy mahia zany izaho.


Lehilah ahoHira tiako: Année 60 sy folk guitareSakafo: rehefa base fruits de merFialamboly: Miark amin ny namana, internet, téléTsy tiako ny olona mandainga fotoana sy tia kely, indrindra n vhvVhv tiako: tsara tarehy s tsara bika tsy ngeza tsy kely nefa tsotra fihaingo sy fiainaIzaho lehilahy misy sur poids fa tsy občse...


Manararaotra, resaka hafa mihitsy :Fa dia tokana loatra io hira "Te-hiara-dia" io.Tsy nisy faharoa mihitsy. Ary na mpihira gasy hafa aza tsy nisy naha-tafavoaka mitovitovy tamin'io.Ny Mage4 rahateo, tsy nahatafavoaka intsony mihitsy !Hafa mihitsy amiko io !


Vehivavy no manoratra Hira tiko: from this moment sy genre hira calme Rehefa misy sentiment mampamanimanina Ny sakafo:ravitoto fa tsy de mihinankena ko anefaSady tsy de tia patte na zavatra mampatavyFialanboly: voyage de mihira et music ary sport( marary ah ra Tsy mihaino music ao anatin Ny Tsy tiko de mihebohebo sy miatsaravelatsihy ary matikambo Zah


lehila manoratra 30ans ny hira tiako : otran tsy mifidy hira , oday ngamba anisany tiako, alefaso sayda, bieberny sakafo tiako: henakisoa, presque minana kisoa isanadro, fa tsy mifidy sakafo , tia mahandro sakafo nefa any fialamboly: jeux video online, manao sakafo de misotro labiera ao atranony sipa tiako amizao : sipa jejo be,fotsy na zarazara fa tsy manga kossa lu e, tsy voatery ho tsara tarehy fa le jefijefitra tsara reny, tia mihaingo, tia misehoseho, mahay miangitraigitra, mahay snob reraka, le tena miagitraigitra , petasse ozy ny vazaha , zay angamba


Efa pejy roa ve ty sujet ity, dia mbola tsy misy mitovy tandem ihany hatramin'izao?...Mbo dadany izany k'ty....!!!Efa hoe forcer-o ihany indraindray ilay tandem hitovy, na dia hita izao fa mifanipaka aza ry zareo an.....


vhv - 40 ans - manambadyhira: hiram-pitiavana, sentimental (ohatra: james blunt)sakafo tiako: mofo rehetra, fromage rehetra (na camembert sy chčvre aza, tena ankafiziko be)fialam-boly tena ankafiziko: mandeha tongotra elabe any anaty ala, eny amoron-dranomasina, mitsangatsagana eny an-tampon-kavoana, dia rehefa tonga eny dia mitazana ny manodidina, mankafy lay rivotra manafosafo ny volo sy ny takolaka namana mahafinaritra ahy: rehefa tia mihomehy na @ tsy misy dikany aza, olona be resaka, olona mpanitatra mba hihomehezana, tia mandihy, tia sport dia izaho lay mijery, tsy olona tery saina, olona miresaka ny sujet rehetra tsy misy fahatezerana na fandraisana an-tendrony, mahay mihaino sy manaja ny hafa, tia aventure, sahisahy, tia mananihany be, mahay mitendry zava-manenony olona tsy tiako ifampiresahana: olona tsy miresaka afa-tsy probleme, aretina,... monjotra lava, kamo,tsy manara-damaody, maloto, mangataka ny zavatra tsy tiako: mahandro sakafo (za lay mpihinana any anaty vilianareo rehefa manao excursion, hihihi), mijery télé, routine


Ary nakaiza zao iLT fa izy zao n otran mitovitovy tandem amiko. Za ko mantsy tsy mitady olotiana na ssakaiza fa d oe mba miresadresaka fotsn satria efa manambady. Mba valio ry LT ra mahita forum enao a


za zao lehilahy tia karazana gadon-kira maro. Misokatra @ hira rehetra hafa-tsy ny RAP no mifidy fa tsy izy rehetra no tiako.Toetrako : be fandeferana, mora mamela heloka, tsy tia gidragidraNy vehivavy tiako : zarazara na fotsy fihodirana, lavalava volo raha mety nefa mankafy fohy volo koany toetra tiako : Vehivavy tsotra, tso-piaina, tsy tia fosafosa, manana personnalité kanefa tia mandefitra koa raha ilainaNy toetra tsy tiako : tsy franche, cachottičreNy tanjoko : fifandraisana sy fifampizarana @ reseau social fotsiny, mety hifankahita ihany koa raha mifanakaiky ka ilaina fa tsy ho mpivady akory satria efa manana ny ahy aho.