image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

hiiii, dia aza misotro rano any @ lavandranon ny hafa eh, hiii


Bandy 22 ans amin'izao mbola ao anatin'ny fialana sakana tanteraka !sady 27 ans zany ianao , any @ lhl 35 ans jerena raha resaka vady izany no tianao ahatongavana


Rehefa miresaka aminy ianao dia aza ny hoe zokiny 5 taona ianao no resahina aminy. Rehefa izay no resaka entinao dia mazava ho azy fa tiany ianao no valiny.Tonga dia resaho azy ny zavatra tadiavinao. Ohatra : Ianao tsy hiandry AZY 30 taona vao hieritreritra fanambadiana sy hiteraka.Marina hoe ny 22 taona amin'izay mbola zaza be amin'ny ankapobeny, fa matoa ianareo ninamana sy niaraka valo volana dia na izy matotra noho ny ankabeazan'ny 22 ans, na ianao zaza noho ny ankabeazan'ny 27 ans ... izany hoe mety mitovitovy ihany ny tadiavinareo amin'izao, fa ny tadiavinareo amin'ny herin-taona fotsiny no resaho dieny izao fa ny anao mety efa hiova :)


Salama E!tsy tokony ho olana ny taona rahavako, ianareo no mitondra ny baolina. Tandremo fotsiny mahazo laka loatra ny mpitazana fa manjary hiteraka korontana be.marina ilay eo ambony ary iombonako hevitra: ampahafantaro azy izay tena tianao sy tanjonao, dia fantaro koa ny azy, dia ho hita eo raha mifanojo. Tandremo anefa fa ny toky fitaka.asehoy fa manaja sy manaiky azy ianao noho ny fitiavanao azy. Raha misy ny mahasolafak dia anao ny safidy. Ary ento am-bavaka izy e! Fa 22 zany tokoa aloha am'zao mbola zazavao be mihitsy.


Ny atahorako fotsiny sanatria hoe rehefa any aoriana any lasa miova izy. Mahafantatra cas mitovitovy amin'izay aho mantsy dia amzao lay vhv 38 ans d lay bandy 33 ans fa tsy manana eritreritra ny hanambady sy hiteraka mitsy lay bandy fa ny hanalazy ihany no ao an-dohany, efa niaraka aman-taonany maro nefa zareo.Fa cas an-zareo zany fa tsy voatery hitovy ny anao an, mahaiza fotsiny mitaiza vatana fa tokony tsy maninona io rehefa mifankatia nareo :)


ilay izao mbola mafana izao anie ny fitia vita ihany e fa afaka folo taona, hianao hiditra 40aine izy zara raha 30aine. ho hita raneny ianao eo anatrehany. Soit izy somary tia cougar dia reveny be ianao, soit izy hitady tanora. fifty fifty io fa diniho tsara


de mahereza re e !!!! iaino ny fitivana dia ho hita eo ny tohiny e fa aza mandany andro ela kou alou na izany aza


SltLhl le manoratra t@ za 24ans dia niarak t@ vhv 29ans. Nifankaty tokoh zahay ary nisy fanirina ny hivady mihitsy .. Saing 3ans taty aorian zany hoe 27ans izaho ary 32ans kosa ilay sakaizako vao nisokatra ny masoko ary lasa mitsiriritra ireny couple mtov2 taon ireny na we zandriny ilay vhv .. ny farany dia solafak iany ny tena ka napirafy azy t@ tovovv 22ans izay lasa vady mits taty aorinaNy tiko antogavan dia vitsy ny vhv mahatazon lhl zandriny zany na dia manao izay hahafapo taterak azy ary ilay vhv... Surtout moa miasa sady mahavelotena ilay lhl


Arakarak'ilay lehilahy io, za zao nanambady lehilahy zandriko 2 taona, hatreto aloha tsy misy olana e, na ny olona ary tsy mahalala fa zandriko izy. Izy mintsy no maika hanambady ahy t@fiarahanay, 5 taona zay no novadinayKa io asakasakareo 2 ihany.