efa manao ezaka be mihitsy ny tenako mba hanadinoana ilay ex fa mahatsiaro azy foana za isan'andro vaky, efa ampidiriko antsaina foana isan'andro hoe efa manambady amanjanaka izy, efa tsy tiany intsony za matoa izy nifidy olonkafa, za koa efa manana olontina vaovao fa toa tsy mahasakana ny fieritreretako azy izany, fa toa vao mainka ary mitarika ny saiko ho any aminy, dia gaga ny tenako nefa efa 2ans et demi zahay no nisarakaInona no hevitra hafa mba hanadinoana azy tanteraka, mba tsy hieritreretana azy intsony mihitsy, tena tsy miala ato antsaiko na dia tsy misy resaka sentiment intsony aza fa ohatran'ny mieritreritra azy fotsiny za isan'andro, indraindray ary dia manofy azy mihitsyefa misy distractions maromaro ihany, fa rehefa mba miala sasatra kely na rehefa weekend dia lasa any aminy ny saiko, vao misy temps libre kely za dia izy foana no tonga ato antsaiko voalohany Ny problemako amin'ilay olona hiarahako dia ohatran'ny tsy miraika firy loatra za, tsy dia manankina ny foko be loatra koa, asa na hoe tsy manana confiance amina lehilahy intsony, na hoe efa voa ka mitandrina, nefa ilay olona tena tsapako fa tena tia be ary sérieux, tiako izy fa tsapako ohatran'ny maivana be ilay fitiavana omeko azy, ny azy anefa tena 1000% mihitsyAu secours