image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Araka io sujet io dia tokana indray ny tena, tokana no niafarana rehefa avy niaritra olana sns nefa dia tsy nanjary ihany ilay fiarahana.pffff... ilay hanorina fiarahana vaovao sy hoe aiza no ahitana indray no olana b, ny fotaoan zara fa misy amin'ny asa sy ny faharerahana.


Thires > Zany hoe miandry fotsini ny destin v zany sa aona ?


Fa tena te iaraka amin'olona indray v enao ? enao ary io miteny oe ny fotoana tsy ampy, ny arerahana etsy andanini Sode tkn atokana am zvt mafinaritra le ftn efa zara ra misy eee


Nivo>mba omeo mailaka sao mitovy isika!hihi


arakaraka ny situation-nao ihany no hoe hitady mihitsy sa ahoana, raha ohatra kosa ve ianao efa 50 taona miakatra...mety tsy maintsy hoe miditra site de rencontre mihitsy vo mety betsaka ny chance an!


mmekely> nivou222arobazgmailpointcom


tandremo fotsiny sao dia diso Nivo , ny anrana tanimboanjo


Ohatry ny reraka be izany ianao , tsy aleo ve aloha mampiditra lasantsy kely e,vérifier-o kely huile sy ny bougie !!! jereo tsara daholo ny moteur rehetra sao mila réparation !!!! sao dia miatsambotsambotra amin'izay tonga voalohany eo !!!! vita raha vao izay !!! araraotin'ny olona fotsiny !!! mba marina anefa .


Nivo >>> Ny olan'ilay voalohany (Ton Ex. no filaza azy) dia niarahanao ihany na dia fantatrao aza fa tsy destiné-nao, raha mba ilay tena izy mantsy no nihaona na nekenao dia tsy manam-petra ny fiarahana, L'amour avec son destiné est éternel.Ny point positif amin'ilay fiainanao dia ny hoe : soa fa mbola any ho any izy 'zay ka fantŕro hoe iza.(impossible mantsy izany vehivavy tsy misy "mpiresaka" izany, na dia mpiara-miasa fotsiny aza)Courage, la vie est belle quoi qu'elle parait ennuyeuse des fois.