slt daholo,mba omeo sopapa hoe aiza no mahita sy ohatrinona ireny pavés vato ireny azfd o.ny efa nojerevako dia 2500f livré ny 15x15 eny ambohimahitsy, ary 1900f ny 14x17. norm ihany ve ireo prix ireo? misaotra mialoha.

20x14 no tena fanaovana pavé am lalana, gaboraraka no misy eny am carričre zao, ny ankoatr'izay dia commande ary ataony lafo.Ny anay en cours, 30x30 no natao ary 8 000 Fmg ny iray izay azoko lazaina fa mora, nefa tena ady vao vita satria tsy araky zareo ny manao azy, za koa nitady qualité fa tsy nanaikinaiky fotsiny, ny transport mbola manginy fotsiny, ny fasika, ny MO manao pause, aoka fotsiny, tena lafo lay manao tokotany nefa io option io no hitako mora indrindra noho ny goudron, pavé autobloquant. Ny pavé mbola lafo vola rehefa te hiova ianao any aoriana satria azo avadika gravillon.