image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

Aleo tsy maty @ hoe mora sy mahay hono i anona. Fa aleo mandeha any @ mpivarotra loko zay tena efa za-draharaha. Izay ihany no solution fa efa rano raraka ny anao ka tsy azo raofina. Tandremo zany fa be izao ny milaza mahay sy ny mpanamboatra loko eraky ny coin de la rue, fa aleo mividy tsara @ zay maharitra. Na izany chaux grasse zany aza efa tsy fanao loatra intsony en tant que sous-couche.Mazotoa.

Marina ny an'i win tv tena tsy fanao mitsy le chaux grasse atao sous couche ny anay niepaka avokoa le loko avy eo.

raha wintv zao o anotaniana,aiza no tsara ny loko aurlac v sa manao kpci,sa somalaval sa sitma,sa aiza mety ts votanisa amreo

avis>>>> fafan'ny moov voa mametraka an'izany eto (efa tratra imbetsaka aho)

Misaotra tamin'ny sosokevitra nomenareo.Rehefa nanontany ny karana nividianako anle teinte aho d lazainy fa tsy afaka migarantir ninoninona iz nohon'ny nampiasainay chaux grasse. Ny tsy azoko d oe tsy misy solution intsony ve zany le iz satria misy sous-couche chaux grasse?

fa nga dia tsy mety aminareo mitsy le loko efa teinté nivoaka usine eh! reny teinte afangaro reny anie manahirana e sarotra be mihitsy mahazo an le loko ho constante avy eo