Faly aho raha faly ny mpamaky. Tena tsorina fa na izaho aza teto vao nahita ilay talenta kely miafina manoratra na dia efa mpamaky boky isan-karazany koa aza. Mba manantena anareo hizara eto izay mba niainanareo tany koa na tao an-trano io na tany am-pampirafesana na taiza. Iarahantsika mankafy eh, na lahy na vavy.
Ianareo mahatsiaro ny zavatra efa niainanareo koa mba zarao eto hankafizana azy. Efa nizara marobe aho izay sady efa ao ilay tapany fahatelo
Maka inspiration aloha ô
ho avy tsy ho ela ny tohiny
rahazaenao: Tao @ site Madmoizelle point com araka ny filazan'i Detective io. LOL
Averiko aminao ny teniko iray tato
h t t p s://w w w . moov. ******* / forum /i-ndriana-mpanao-volo#comments
Détective/ Détective2 : Raha mpanaraka ny post-ko eto ianao ry Detective dia mazava tsara ny soratako: Tsy voatery niainako ny soratako fa ny novakiako na notantaraina tamiko. Tsy misy afenina izany araka ny efa nosoratako ao @ commentaire-ko anatin'ity lien ity
ht t p s://www.moov.*******/forum/i-ndriana-mpanao-volo#comments
Aza vizana mitady ny source nakako azy fa tsy mi-se vanter ho mpamorona tantara aho fa tena marina mihitsy hoe misy adikako @ fomba itiavako azy izy ireny na koa hovaiko mihitsy ny fomba fitantarana azy.
Liana: Tsy haiko akia fa fantatro fotsiny hoe lava kokoa noho ny vadiko izy, ny vadiko anefa efa lava miohatra amiko
Maharikoriko ahy ny fisainan'ny lehilahy sasany eto. Vao mba mitantara ny mahafinaritra anao ianao dia mitady izay hihaonana aminao izy ary rehefa tsy mahazo an'izany dia mivoaka daholo ny toetra ratsiny.
Tsy mampite-hizara eto intsony. Andana miady any Mali any ampandrio ny tanin'olona fa aza manome lagy ahy
Randria: Tsy voalohany @ lehilahy mangataka hihaona amiko ianao, saingy mino aho fa tsy hotanteraka iznay fanirianao izany... Tsy fombako ny mihaonahaona fotsiny @ lhl hita ety @ itony karazana tambazotra itsony.
Ialako tsiny