Tsy dia candaulisme loatra no ankafiziko fa noho ny famporisihana nataon'ny vadiko ahy dia lasa namaky aho ary niezaka naka an-tsaina ny fiainana an'io. Hatreto aloha tsy mazoto aho fa dia mamaky izay tantara mandalo eo ambany masoko. Ny ahy hafa no tena tiako ny miaina na mamaky azy. Ho avy ny tantara hafa nadika avy t@ site vahiny ary tsy voatery ho candauliste ihany
Mba hanomezana fahafaham-po ny curiosité anareo be fanontaniana ireo dia izao: Fantasme an'ny vadiko ny candaulisme ary efa nifampiresahanay hatray ny ela. Hatreto tsy nizotra amin'izany aho kanefa tsy nanampin-tsofina ny amin'izany koa. Izany no namakiako tantara maro samy hafa na @ boky na @ internet hamantarako ny tena mety ho vokany raha toa ka tena miroso amin'izany tokoa.
Ny hany efa nitranga dia nisy periode nanaovako sipa saingy tsy nampahafantariko azy raha tsy efa volana maromaro taorianan'ny nijanonan'ilay fiarahanay sy ny sipako. Efa natahotra ihany nivaky ny tena marina saingy tsy nisy olana finalement satria tena vao mainka nampifamatotra anay aza ny fahalalany an'izany hoe efa nisy.
Afa-po ve nareo ? Tandremo ary sao mandefandefa message amiko hangataka hihaona sns fa tsy amin'izany aho hatreto satria tsy mety ho à l'aise mihitsy aho hoe fantany hoe miaraka amin'ny olona aho.
Tia ahafantatra > Hahaha, azo antoka fa olona lehibe efa miaina sexualité ara-dalàna
rahazahenao > fa angaha ny lehilahy irery ? Jereo ireto vehivavy maro mankasitraka sy mamaky azy
Eo re ry reto ah, mba asio tantaranareo (Noforonina na niainanareo) fa efa mba nizara betsaka aho izay an. Mitady ho en manque....... d'inspiration
Tantara tena nisy novakiako dia nadikako araka ny fandraisako azy io fa tsy niainako
Tsy i Belapin ve ity mitady v.o.d.y ity eh
ikalasu: Ianareo no ankasitrahana mankafy. Tiako raha mba misy mba mitantara eto koa ianareo vehivavy hafa satria tsapako hoe isika vehivavy manan-talenta kokoa noho rizareo lehilahy namantsika. Tsy sexisme izany fa fahatsapako manokana ihany
Tinah96: Mahay ny artiste mpamoron-kira fa toa hainy ny antsipirihan'ny fiainantsika eh ?
tsy hoe mpanoratra malaza. Araka ny efa noteneniko teto @ Forum, na zavatra niainako, na zavatra niainan'olona ka notantaraina tamiko na novakiako teto @ forum na site hafa ihany no naveriko notantaraina @ fomba fandraisako sy eritreretako hiainana azy raha izaho no teo @ toeran'ilay olona. Io tantara nosoratako io kosa anjaranareo ny maminany azy... ;-)