rahazahenao: torohevitro aminao, raiso @ ilay fientanentananao toy ny mijery sarimihetsika fotsiny, aza anontaniana akory hoe niainana ve sa nadika sa noforonina izy ity, ilay fifampizarana fifaliana no tanjona eto @ ity pejy ara-pananahana ity. ;-* ;-*
Physique sy fahadiovana tena zava-dehibe amiko. Rehefa eo indray dia filaminan-tsaina (toerana milamina, tsy misy risque hoe hisy olona hafa hahita), rehefa vita izany, ny préliminaire tena zava-dehibe. Olona 2 nahatamana ahy dia nahay an'io daholo, samy nahavita nampisy orgasme tsy nisy pénétration izy, tsy voatery hoe mampitosaka ranony (femme fontaine araka ny filazan'ny sasany akory) fa mahatazona ilay hamandoana hahafahany miditra ao reheva avy eo ary mahatazona ilay fahamandoana mandra-pahavitan'ny firaisana. Marobe ny fomba amin'izany, tsy hoe rehefa mi-pompy ianao dia mety fa ilaina foana ny safosafo, orokoroka, teny mamy mandritra ny firaisana. Misy kosa anefa ny vehivavy izay antsoina hoe vaginale, tsy miraharaha izay préliminaire-nao eo, fa ataovy ny orokoroka sy safosafo ary teny mamy, fa ny pénétration no tena ahitany fahafinaretana ka raha vao manao "1 - 2 - 3 pris" na eja*******ateurs précoce enao dia bye bye izay no dikany. Ny ahafantaranao an'ireo dia mika resahana na eo am-panaovana no ahitanao ny filàny. Ataovy tsara ny préliminaire fa raha vao mangataka hampidiranao izy kanefa tsy dia nanaovanao préliminaire dia izay izany no tena andrasany. teo @ expérience-ko kosa aloha tena ireo olona 2 nahavita nampisy orgasme ahy avant pénétration dia nahazi valiny tena nahafapo eh, ny iray isaky ny nihaona dia am-pandriana, fa ny iray kosa tena ho vady mandra-maty.
Aza kivy ndri ry Sarobidy @ morale an'ireo bandy macho eto ireo ah. Rehefa izy no manao ny hadalany dia haleloia hosana fa rehefa ny vhv no mba miresaka ny faniriany de tonga ny be morale mianakavy. Tohizo ny lalan-dri
Mitovy fantasme amin'ny vadiko ny vadin'i Sarobidy @ ilay candaulisme. Izaho koa somary natahotra ihany. Tsy dia ilay hoe ho lasa amoureuse an'ilay lehilahy hafa fa ilay misy mijery no tena tsy maha-à l'aise ahy. Te-hifandray aminao aho hiresahana mikasika an'io raha tsy manahirana anao. Raha tianao dia manorata amiko ao amin'ny felantsoa14 arobase g.m.a.i.l point com
Tsy nandainga ny eritreritro. Ny vehivavy efa nahita maro (nihoatra ny 1) nialoha ny fanambadiany matetika tsy te-hiovaova intsony fa ny tsy nahita hafa taloha no mahita maro rehefa ao anaty fanambadiana. COnclusion-ko dia ny vatana mihitsy angamba no mila mahalala maro. Asa re. Ho an'i Kotomaditra: Inoako fa raha nalefa ho an'ny lehilahy ity dia 1 eny (20 isa); 2 eny (300 isa) ; vehivavy 20 no iarahana indraimandeha. hahahahaha
Aleo atomboko ny valiny raha ho ahy manokana:
1 - TSIA
2 - ENY, anankiroa
3 - Ilay lehilahy 2 na mihoatra. Manaiky mandà mantsy ny saiko ka aleo tsy atao sao manimba
ilay XX dia resaka inconnu fa tsy chiffre romain ry Befilhiana ah, tsy hotononiko ny taona nivadianay sy ny nifampisipainay fa manjary any ny olan'ny mpamaky mikajikajy hoe firy taona izany i Felantsoa ? Hahaha
Ialana tsiny ny fifangaroana resaka; raha tiako ho tena transparent io dia tsy nosiratako XX fa tonga dia ilay isa mazava.
Henjana koa izany tantara izany an. Mba tantarao ny tohiny ry mj78 ah, vao haingana angaha izy izany no hoe ho hita eo ny tohiny ?
Befilahiana: Raha manaraka ny tantara soratako eto ianao dia tsy niainako ny ankabeazan'ny tranga eto fa tantara tena nisy novakiako t@ site, na niainan'olona akaiky ahy na sombin-tantara reko saingy nosoratako araka ny fandraisako azy sy naniriako hisehoany. Mety misy lehilahy iray mitaraina amiko hoe mampirafy azy ny vadiny ka nanao investigation izy dia nahita soritra ny zava-nisy, iny dia efa mampiainga inspiration hoe nanao ahoana no niainan'ilay vehivavy an'izany ? Tsy dia important amiko izay hoe tratra ve ilay vehivavy dia nanao ahoana ny tohiny, satria sasanangy samy hafa izany fa tsy resaka sexualité eto, fa ny antsika izay mifandraika @ rubrique no resahana
Tena itovizako hevitra @ Totozy mihitsy izy ity. Na ianao manana an'io fisainana io hoe miaritra, dia iareto ao mandramaty fa aza mitaraina, na ianao avy dika maka fanapahan-kevitra rehefa tsy mety @ fiainanao ilay tranga. Azoko ny antony maha-ela velona ny vazaha, tsy maka lagy ary tsy miditra mariage raha tsy misy contrat de mariage ka rehefa manimba ny avenir-ny dia miala izy. Amiko rehefa tsy eo intsony ilay fitiavana dia aleo miala eh, na io ho an'ilay lehilahy na vehivavy mampirafy na io ho an'ilay nampirafesina" Matoa ianao mbola mijanona dia mbola tia izany... Tsy haiko, mety hisy hanome tsiny ahy manokana @ io fa izay no fijeriko