Ilay fampiharana ny lalàna mihitsy @ itony zavatra itony no samy manana ny fijeriny. Sanatria tsy miaro ny olona infidele sy coureur aho fa tranga nisy taty aminay taty ity:
Nisakafo t@ restaurant-na hotel ity député iray ary ni-draguer an'ilay serveuse. Nasainy ho tonga tany @ chambre-ny ilay serveuse ary nanao tao ireo. Avy eo notorian'ilay serveuse ilay député fa nanao rapport sans consentement hono. Raha ilay lalana izany rana mifanorokoroka sy misafosafo enao ka tsy manda ilay sipa dia tsy midika fa afaka manisy azy ianao avy eo fa mbola mila fangatahana fanindroany hoe "afaka manao aminao ve aho ?" ary mila mahazo valiny izay vao afaka manao. Iny valiny iny aza tsara raha enregistrer-na sao sanatria mivadika ilay sipa. Tena lasa business vaovao ampidirin'ny tandrefana amintsika io lalàna io.
misy milaza hoe mahafinaritra fa tsy izaho no hanao an'io. raison personnelle ary indrindra mety hisy fiantraikany @ fahasalamana any aoriana raha atao matetika hono hoy ireo efa miaina ao anatiny
Aoka ho tadidianareo lehilahy fa ny vehivavy tsy anjely daholo, toa anareo izay vitsy ny tsy mitsiriritra olon-kafa saingy tsy miteny fa manaranara-maso fotsiny. Tsy hiten hafa-tsy ny manodidina ahy akaiky fotsiny aza (naman-dramose, cousin an-dramose, mpiara-miasa amin-dramose, sns...) hita @ fihetsiny rehefa mifanena na miresaka fa dia miova mihitsy ny fijeriny sy ny fihetsiny, mitari-dresaka, mitady izay hanohizana resaka rehefa tsy miaraka amin-dramose aho fa rehefa eo nefa ramose mody hendry be ery.... Ny vehivavy koa mety misy ary mety ho maro koa ny manao toy izany, tsy voatery hoe avy dia te-hanao @ ilay olona fa manomboka @ attirance physique aloha, rehefa miresaka elaela vao mety ho tonga @ faniriana hihaona matetika ary izay vao mety haniry ny ho tonga any am-pandriana avy eo, na vehivavy efa nahita karazan-dahy io na vehivavy tsy mbola nahalala hafa-tsy lahy tokana
Ny ahy tsy hoe Te-hanao aminy angamba no efa nitranga tamiko fa nanitikitika ahy ny hahita ny endriny. Nandeha taxi be aho dia nijanona teo @ RM1 analakely ilay izy. Izaho manakaiky couloir no nipetraka dia nisy bandy niditra nandalo teo amiko satria nahatsapa nofo lehibe anaty pataloha nikasika ny soroko aho. Izaho @ io nanao akanjo sans manche ka tsapako tsara ilay izy. Nojereko ka hay lehilahy ranjanana, mbola tanora raha ny fijeriko azy saingy haingana loatra ny fotoana nandalovany teo amiko dia nahazo seza izy ary seza 2 teo anoloanako ka tsy nisy fotoana nahafahako nahita ny endriny. Tsy nety nitodika koa moa izy nandritra ny fitakian'ny receveur frais ka mandra-pialako tny Antaninandro tsy afaka nahita ny endriny mihitsy.
Ny azoko ambara dia bandy en forme tsara ary mety "manan-karena anaty pataloha" tsara lery. Iny kosa aloha tsy harirtyo fa tena voatantarako tany @ rams nony tonga tany an-trano. Hoe misy olona manana zavatra goavana kosa kay le malagasy fa tsy ny afrikanina ihany
Indray mandeha nisy fotoana tsy misy antony manokana akory ao am-piasana dia te-hanao be za. Hitako connecté @ conversation-nay iray izay ny vadiko dia mody ampiresahiko. Rehefa hitako fa miresaka tsara @ izay izy dia tena teneniko hoe te-hanao be za. Avy dia tsapako fa taitra be ny anao lahy. Vao nirava izy dia nitsena ahy satria tsy nifanalavitra ny toeram-piasanay, avy dia namonjy hotel fa tsy nahandry embouteillage hatrany an-trano koa, moa refa tonga any an-trano dia mbola ho eo ny ankizy hampiresaka sy hitantara ny journ.e-ny ka mety hi-attenuer ilay filàna. Tsy natao ho an'ny couple non officiel koa ange ny chambre d'hotel eh
Ny ahy izy mihitsy no mampiditra ilay resaka indraindray dia mila details de tantaraiko tokoa moa izany. Fa avy eo nefa izy tena tsy maka L fa miara-mivanitika amiko aza.
Ny ahy nanenjika ahy ihany ny eritreritro t@ izany fa nefa nony efa nijanona ilay tantara dia tena tsy nanenenako ny niaina azy. Nahitana côté hafa @ ity fiainana ity
Tena faly aho mahita ny hafalianareo mamaky ny zavatra nosoratako.
Tena faly tokoa satria na izaho aza tsy mba mpanoratra tantara toy izao na eto na any an-kafa fa noho ny famakiana ny tranga soratan'ny mpisera eto no nampisy aingam-panahy toy izao.
Ka dia ni-découvrir talenta niafina taty amiko teto koa aho noho ny fifampizaràna.
Tsy hi-promettre ny hisian'ny andianyfaha-4 na ny tohiny aho satria tsy afaka terena koa rehefa tsy miainga io fa dia miankina @ sera eto ihany eh.
Bon vendredi daholo sady bon week end sexuel ho an'ireo izay addicted rehetra
Efa niaraka mihitsy fa toa tsy nisy condition be am-bava nefa samy ni-respecter azy: Discrétion sy fahadiovana ihany
Hanao temoignage kely aho. Izaho dia ny olona ni-devierger ahy ihany no lasa vadiko. fa franchement entre anay mivady tsy dia nisy nahatsapa hoe inona ilay fahafinaretana teo @ ilay nisantarany ahy. Efa taona marobe taty aoriana izahay nanao karazana bilan teo @ fiarahanay dia izao no tsapa:
Izy nahatsapa fa fahafinaretan'ny saina fotsiny ihany ilay hoe fahazoany sipa vierge fa teo am-panaovana tsy nisy fahafinaretana fa tahotra aza no nibahana satria nandeha ra be aho ary nandritra ny 3 premieres RS-nay na dia natao daholo aza izao karazana preliminaire rehetra izao. Taty aoriana aza naleony mahita ahy na maheno ahy vicieuse rehefa manao toy izay maontimaontina be.
Izaho nahatsapa fa tsy nisy fahafinaretana mihitsy nandritra ny 3 premières relations sexuelles-nay. nanomboka teo @ 4eme RS teo aho no nanomboka nahita kely fahafinaretana. Niteny aho t@ izahay nanao bilan hoe raha t@ ireny mbola narary apres 3 premières RS dia efa nanana eritreritra hisaraka aminao aho satria tsy hitako akory izay fahafinaretana. Na ianao tsy mahay na ilay izy mihitsy no tsy misy raison. Somary ni-opter ilay voalohany aho (hoe tsy mahay ity sipako ity) t@ izany satria mba nanana namana tena nilaza ho nahita fahafinaretana be @ io aho t@ izany sady nilaza izy hoe mahay mampirevy be ny sipany hatrany am-boalohany.
Conclusion-ko:
Na izaho aza mba naniry hoe olona expérimenté no nisantatra ahy saingy tsy izay no nitranga.
Ny vadiko koa mety nakafy kokoa raha efa nanana experience aho saingy tsay izay koa no nitranga.
Rehefa ao ny fifankatiavanareo dia aza marary an-doha hoe Rakotomandimby aho ity ka mila sipa vierge satria tsy mbola nahazo sipa vierge. Dia ahoana moa raha tanteraka ny fanirianao ka ho toa anao koa izay olona hovadiany any aoriana.