Zareo: efa hevitra nitovizanareo 2 ve ilay hiampy lehilahy iray sa avy @ ilay sipanao ihany ? Dia nanao ahoana ny reaction-nao t@ izy niteny hoe "raha misy bandy ray dia mety be" ?
Ato ihany i Felantsoa; tsy dia be mpamaky moa ato dia lasa nameno isa ny mpamaky koa i Felantsoa :D
Niverina eto ihany aho hitantara. Tonga tany Madagasikara izahay (izaho sy ny zanako fa ny vadiko tsy afaka nandeha noho ny asany) dia maro ny namana nahita ny publication-ko sur reseaux sociaux no nangataka hihaona amiko. Anisany tao anatiny ilay iraikalahy. anisany voalohany nangataka rdv hihaona amiko izy saingy tsy afaka nihaona izahay ny 1ere semaine satria mbola prioritaire tamiko ny fianakaviana izay efa ela tsy nihaonako. Avy eo nandeha faritany izahay nandritra ny herinandro. Vantany vao tafaverina Tana dia sadaikatra aho hoe handefa message ve hoe efa tonga Tana. 3eme sy 4eme semaine no natokako hiantsenana, hihaonana @ namana sy ireo havana lavidavitra tsy mbola tafahaona. Farany indray alina alohan'ny hatory aho no nandefa message nilaza hoe "efa eto Tana aho mandra-piveriko". Nony ampitso maika ery aho hijery raha namaly izy na tsia. Tapak'andro maraina iny tsy nisy valinteny. Efa t@ 14h30 vao namaly hoe "antsoiko ndri refa mahita fotoana aho fa mbola repotra @ asa ato", nandeha ny fotoana, tsy re ingahy. andro iray mialoha ny hiverenako no niantso hoe rahampitso manana creneau kely ka afaka ve ? saika hampifila aho satria nanana rdv t@ meilleure amie-ko. Nekeko fa natao hoe aleo @ 10h fa mbola manana fotoana t@ olona aho. Voatery nohafoheziko ny fotoana nihaonako T@ ilay meilleure amie fa dia lasa naka taxi hamonjy rdv @ ity ex-ko ;) namomjy salon de the, tsy nisy hoe nitady toerana discret fa tena ifamezivezen'ny rehetra. Dia nahafinaritra ny tafa, nangataka kely ingama hoe andao hono handende kely hivoaka ny ville. Tsy nanaiky moa aho satria ny valise tsy mbola vita, moa manana fotoana @ iraitampo amiko aho hiara-hisakafo atoandro, noteneniko fotsiny ny iraitampo hoe taraiky aho fa @ 13h aho tonga any. Niala salon de the izahay ary nanatitra ahy tany @ ilay toerana hiarahako @ iraitampo izy. Nony tonga teny dia nasaiko najanony alavidavitra kely ary dia nahita coin calme izay izy somay miala 10 m ny arabe angamba. dia nifanao veloma izahay ary dia norohany tampoka teo aho ary tsy nahatohitra dia raikitra indray ny safosafo hatrany @ parties intimes anay roa. Tena tsoriko fa raha tsy nisy ilay fiaraha-misakafo t@ iraitampo dia tena niditra hotel iray tsy lavitra teo izahay ary izaho mihitsy no nanolokevitra. Tena hoe niverina indray ny fahatsiarovana fony izahay niaraka saingy tsy afaka notohizana. Lasa aho nivoaka nony nijanona iny safosafo sy orokoroka iny. tsy te-hierika nijery azy kanefa izy tsy niala teo angamba raha tsy efa dify tanteraka aho.
Tonga taty aminay taty ivelany dia nanontany ahy ny vadiko hoe nihaona t@ ilay ex angaha dia notsoriko taminy hoe nihaona fa tsy nisy sexe fa juste nihaona. Taty aoriana kely vao noteneniko hoe nifanoroka izahay fa tsy nisy sexe akory. Hatr@ izao rehefa mieritreritra an'izay aho dia hetsaka kely foana.
Fiainana mbola lalovako ihany koa io iainanao io. Ny maha-samy hafa azy dia izaho na dia efa nanana sipa maro2 aza talohan'ny vadiko dia ny vadiko no nomeko ny fahadiovako ka nisantarako izany fiainana ara-nofo izany. Nivady izahay, nipetraka ny routine, tafalatsaka tao anaty fampirafesana aho, naharitra volana maromaro io fampirafesana io ary ny tena nahavariana ahy, rehefa nanao recul kely, lehilahy 2 no nisesy nampirafesako azy, ny iray tena hoe resaka ara-nofo fotsiny saingy vetivety 2 volana angamba, fa ny faharoa nisy fifankatiavana be ary naharitra volana marobe. Fantatry ny vadiko io taty aoriana satria nanao carte sur table izxahay indray andro. Tsy naninona izy fa sady nalahelo, nefa ihany koa nandefitra satria moa izy efa nahalala vehivavy maro talohako ary efa nanana fiainana ara-nofo t@ ireo vehivavy ireo mazava ho azy.
@ izao fotoana izao, tsy ao Madagasikara intsony izahay nefa miverina miresaka @ iray @ ireo sipako ireo aho, ilay faharoa. Toa miverina indray ilay adolescence-ko, mi-flirter en ligne ato. Lasa mampitony ny fahasorenako indraindray ny firesahako aminy ary rehefa tsy miresaka amiko eo izy dia lasa kizitina be aho, ka mahazo daholo na ny vadiko na ny zanakay. Atsy ho atsy anefa handalo hanao vacances any Madagasikara izaho sy ny zanakay dia tena matahotra aho sao hiverina hiaraka aminy indray, kanefa te-hahita azy ihany koa en meme temps. Lasa mangitakitaka izany aho @ ilay hoe ho any Madagasikara. Tena marina tokoa fa ilay équilibre dia lasa mitoetra rehefa eo izy. Asa inona no hatao
Tena enjana io, efa nolalovana izany période izany. Ny ahy indray tsy hoe tsy mahay firaisana ara-nofo ramose-ko fa tena naha-curieuse ahy ny hafa. Eny, raha fahafinaretana eo am-panaovana dia resy lavitra izy fa kosa ilay tendresse sy attention-ny amiko ary ilay préliminaire kosa dia ataoko hoe avo lenta be ilay ranamana nindrana ahy nandritra ny volana maromaro. Nisy fotoana aho efa nanomboka latsa-pitia taminy fa izy no tsy haiko loatra satria 98%n'ny fiarahanay dia firaisana ara-nofo avokoa. Eny na rehefa en règles aza aho dia ny vava no miasa ary tsy nifidy toerana fa na tany anaty fiara teny @ toerana be olona na teny ankalamanjana fa somary nivoiaka ny renivohitra dia nataonay. Taty aoriana, efa tsy niaraka intsony, rehefa nanao re******* dia hoy aho hoe raha nitohy 2 na 3 volana fotsiny ny fiarahanay dia mety be ny fahasimbana (Tokantranoko, ny azy, ny ho avin'ny taranaka, sns...) Tsy nanenenana fa ataoko @ ireo izay tsy mbola nahita hoe raha sendra tranga toy izany dia mila manisy limite hoe hatreto ihany fa tsy mihoatra an'izay.
Manamafy ilay libido miakatra rehefa mananika ny 40 taona aho. Tena marina io lazain'i Balto io. Fony vao niditra t@ io sexe io nahavita indroa farafahakeliny isaky ny manao. Nony nanambady dia nifantoka t@ zaza izay nipetraka vantany vao vita ny mariage. Vita ny zaza 2 ary nanomboka indépendants zareo, ny fiainanay andavanandro nizotra ihany ary samy variana t@ asanay dia nipetraka ny routine na teo @ fitiavana na teo @ RS na teo @ zavatra maro kanefa ilay libido tsapa ho nitombo ka nisy declic kely nahatonga fangalaram-pihinana kely mihitsy ary vokatr'izany dia nahavita nanao RS isan'andro 7j/7. T@ ramose in-4 ary tany ivelany in-3.
Efa taona maromaro izay fa izao anefa mbola intense foana ny RS na dia tsy fréquent be toy ny t@ izany intsony. Tsy ny isa intsony no mitondra azy fa ny kalitaony
Ikalapiso : Nijery en ligne mihitsy aho dia efa rechargeable daholo ny ankabeazany @ izao. Efa nikasa hividy gode ihany izahay mivady 2 taona lasa izay fa nisy priorité kely dia nihemotra ny fividianana azy ary farany adino tanteraka. Mitovy amin-dri izahay, aty ivelany fa tsy europe, misy boutique ahafahana mividy azy eto @ quartier misy anay ary misy option d'achat en ligne raha sadaikatra hiditra boutique. Ny olanay @ ilay en ligne dia ity fihibohana ity ka ny zanakay matetika no mandray ny colis eo am-baravarana indrindra rehefa tena anaty asa izahay no tonga ny livreur. Dia aleo ihany angamba hanatona boutique
vadiko taloha nitondra micro vibreur chromé izay fa vao nataony teo @ clitoris-ko ilay izy tena henjana be ny excitation-ko. Nisy fotoana tsy teo izy nefa za tena nanana envie dia nampiasaiko kely tao @ douche le izy. Grave be le jouissance. Apres tsy dia nampiasainay le izy de nitsonika tao ilay piles de tsy nandeha intsony de nariana
ANDRY BE: Misaotra mankafy ilay asa soratra. Araka ny efa fiteniko matetika eto, ny tantara soratako dia misy ny niainako, misy ny niainan'olona fantatro, misy ny nosoratako avy amin'ny fandraisako ny tantara tena nitranga voasoratra anaty boky romans na anaty films na anaty forums hafa (Inspiré de films, lecture ou faits réels). Izay niainako rehetra dia hain'ny vadiko @ antsipirihany ary izy aza no mitady ahy hitantara azy @ antsipirihany izay niainako tany, candauliste izy ary dia fahafinaretany mihitsy ny mi-imaginer ahy manao ahy @ lehilahy hafa. Mikasika ity tantara ity dia namako tena akaiky ahy no niaina an'io t@ ity taom-baovao ity raha sendra tafaresaka naharitra t@ video conférences izahay roa. Tsy nampoiziko hahavita an'io izy noho ny toetrany tena saika nitovy tamiko raha ny fiainam-pitiavany. NOtantaraiko tamiy avy eo ny niainako sy ny fiainam-pitiavanay mivady dia gaga sy talanjona koa izy dia nasaiko nandalo teto koa izy hamaky ny asa soratro ary niera taminy aho vao nitantara an'io teto. Efa voavakiny hatr@ farany io ary nahazo alalana taminy vao nalefako teto satria misy détails tiako havoaka kanefa sao ahafantarana ny momba azy dia izy no nanitsy hoe ity aza avoaka, ity tsy maninona avoaka. Ny azy ny vadiny tena saro-piaro be nefa maditra vehivavy
Miarahaba, saika tsy hamaly nefa hamaly ihany. Tia miresaka aho raha tena misy franchise, fa raha mivadika horera dia bloqué avy hatrany. ny hahafahanao miresaka amiko dia io pseudo-ko io ampianao ****** (Tsy misy teboka, tsy misy caracteres hafa)**************