image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Felantsoa

Member
Last seen il y a 8 mois
Joined:
Posts:
140
Topics:
40

Ny ahy izany sady tsy momba an'ilay miteny mananatra ilay couples illégaux za no tsy momba ilay fisarahana ihany koa eh. Ipo tonga @ ilay hoe in'na akia no idirako ? Tadidio fa misy (maro) no mahita ilay equilibre @ io raha iray io, indrindra ianareo lehilahy. Sanatria tsy manome vahana ny lehilahy aho fa misy koa ny vehivavy mahita rirany any koa.

Ny hitako manomboka eo @ zaza faharoa no mitsiry ny filan'ny lehilahy satria t@ zaza voalohany niarahana ny fikarakarana azy ka na tsy dia nisy firy aza ny RS dia mbola mafana ny fikarakarana ny zaza dia samy sambatra. Rehefa tonga ny zaza faharoa dia manomboka mizara ny fikarakaranaa, ny lehilahy (matetika) miandraikitra ilay voalohany izaty mbola taiza be, ary ny vhv any @ ilay zaza vao teraka. Tsaroako mihitsy ramose-ko indray andro nangataka fa tsy nomeko satria tsapako tsy mbola vonona mihitsy ny vatako plus de 1 mois apres accouchement. Tsapako hoe frustré izy ary taorianan'izay tsy sahy mangataka intsony fa miandriandry ahy ho vonona (angamba) kanefa koa izaho tsy ireny vehivavy hanao premier pas ireny @ io taranja io, eny na dia @ vadiko aza. Rehefa ela ny ela, mba frustrée koa aho satria na efa mba manina aza dia toa tsy manina indray ramose dia mitohy eo ilay boribory vetaveta araka ny tenin'ilay namana ao aloha ao.

farany sendra ny mena miraviravy dia roboka kely tany ivelany satria tao daholo ny parametres rehetra: endrika sy bika, teny mamy, dokadoka, ets... ka moa va tsy irony adolantsento vao nanao sipa voalohany ireny indray. Ny taona anefa efa niha-lehibe ka hiaina toy izany rahoviana indray moa kanefa efa misy eo. Dia tavela kely tany foroana naharitraritra. Soa fa nanana plus ilay vadiko côté "fitaovana" ka na fy aza ny tary tsy maintsy navela

haler: Misaotra mankafy ny asa soratra eh
anonyme: Ilay ao an-trano angamba fiainako manokana tsy hotantaraiko eto. Moa ve ny olona mpanoratra tantara misy partie erotique (Collection Harlequin, SAS, sns...) sambatra daholo ny vadiny ? Asa re.... tsy nanadihady aho. Ny important amiko dia ny fahafahan'ny tsirairay mitady fahasambarana ao an-tokantrano ary fahaizana mizara izany fahasambarana izany @ hafa @ alalan'itony forum itony koa

Tena hoe tena ny fitiavana no mampiray fa rehefa tonga ny routine sy ny hazakaza-dava, na ny andaniny na ny ankilany @ fotoana tsy ampoizina mety sendra ny mena miravirav, ny sipa sexy, ny bandy nahay namoboraka fitiavana t@ teny mambabo, toy ny miverina kely any @ adolescence indray hoe hay moa nisy lehilahy nikôty toy izao t@ izany, na io ilay vady na io mbola flirt fotsiny. Saingy ny teona efa mandroso, eo koa ny curiosité hoe ahoana tokoa moa ? Te-hiverina hiaina ilay adolescence saingy ity toa tsy ho flirt fotsiny fa tonga dia fanoto sy laona avy hatrany.

Raha feheziko (ny efa niainako) dia toa fakana fahafinaretana ilay miray any ivelany fa ny ao an-trano miha-mahalana noho ny gidragidram-piainana...

Misy fahamarinany be ilay fitenenana hoe "Le mariage c'est pour résoudre ensemble des problèmes qui n'auraient même pas existé si on était resté célibataire" Sanatria tsy manakivy ireo izay mikasa ny hiditra ao na vao nanomboka niditra ao anaty fanambadiana fa ny Vady rehefa tsy misy V(o)dy dia lasa Ady.

Mbola hitohy......

Queen: tena possible io. Samy manana ny fomba fijeriny ny tsirairay

Nanoo: Mba nahazo talenta @ fanoratana eh

Lova: ka eto tsy afaka mi-tchatter kanefa izay no tena iriko hatao

ny ahy indray ny olona niaraka tamiko taloha no eto @ reseaux sociaux sisa no mifandray

madalove : Mbola mifandray @ zany sipa zany ve enao hatr@ izao ?

za vo haingana namaly sy nifanoratra t@ lhl teto fa tsy matotra. Angamba te-hampihatra film porno amiko fotsiny izy fa aiza ka vao 1er jour miresaka tonga de angamba mihenjana ho azy any ny zavany. Ny distance misy anay anefa 17mille km angamba. Raha hiverina hanao an'izany aho dia olona lehibe matomatotra kokoa fa tsy zaza vao niala sakana no hiarahako. Ialana tsiny