image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Felantsoa

Member
Last seen il y a 8 mois
Joined:
Posts:
140
Topics:
40

Lebone: Io nanaovako firaisana voalohany io no lasa vadiko ary tiako sy mbola tiako foana an ! fa zany hoe nisy fitiavana hafa nandalo kely fotsiny teny antsefatsefany teny fa mety ho afo-mololo angamba ka niredareda vetivety, fa ity afon'apombo, tsy ahitana lelafo be nefa mbola mahamay foana na eo aza ny ambony sy ambany @ lalam-piainana

Randrianarison Rina : Eny, izy no lasa vadiko

Lasa somary niditra crise 2002 moa ny resaka eto, izahay koa anisany niharan'ny crise toy ireo vahoaka marobe tao Antananarivo, ny hany nanokanana ny vola miditra dia ny sakafon'ny zaza menavava. Ny maharikoriko dia ilay olona namotika t@ izany no mbola sahy midehaka @ izao fotoana fa mbola olona madio tsy misy tasy, toa niandry ny vavolombelon'ny tantara hafa ho faty izy vao miseho ho nahalala ny tantara kanefa dia ny vavany ihany no namoaka fa nanampy indray t@ fanonganam-panjakana t@ 2009 izy noho ny valifaty politika, valin'ny 2002. Dia ohé ohé daholo koa hoy ny mpanohana azy dia haleloia hosana hoy koa ny mpitaty ra-kena. Izany zavatra maro mitranga izany anisany nanosika anay handao an'i madagasikara toa anareo mianaka mijoro vavolombelona eto

rahazahenao: Hevitrao izany rahazahenao fa tanako ny hevitro. Raha mijery lohatenin'ny hiran'ambondrona "Naleonao" ianao, tsy ho azonao an-tsaina hoe inona no holazainy ao fa mila mamaky hatr@ farany ianao. Afaka nataoko koa io lohateny io hoe "Ilay T-shirt fotsy misy logo-na ekipa mpanao foot" satria nanatsidika an'io resaka io koa ny tantara satria nanan-tantara tamiko koa io T-shirt io t@ izany

Henjana izany tantara niainan-dri izany, zavatra toy izany tena mankaloiloy ahy @ lehilahy sasany. Jereo raha mba misy mitsetra ny mpamaky eto. Asa ve fierté ve ny mamaky an'itony ? Azoko antsaina ny choc psychologique nahazo an-dri t@ izany, soa fa teo ny ray aman-dreny nanohana. Mahereza akia fa tsy maintsy hisy valiny izany ho an'ireo nahavanon-doza

rahazahenao: Tena io no hitako mety @ lohateny araka ny fijeriko

loulou69: vazivazy izany satria izaho no tena tsy hahazaka azy miaraka @ vhv hafa. Na izany aza afaka mifandray ihany tsika raha ilaina na dia mifanalavitra aza

loulou69: Saika nety raha nifanakaiky isika an. hihihi, saingy ny saiko hatreto tena tsy mety vonona @ izany eh

Fanamarihana, ny fijerenay ny saiko nalainy t@ finday teo vao mainka indray nampiakatra ny filanay ka nahatonga ilay 2eme Round, sady niampy sary hafa samy tsy nasiana tarehy izany. Raha tsy ny vadiko no mahita an'io sary io dia tsy hisy hahalala hoe izaho anieo no @ ilay sary.

Ny fanirian'ny vadiko satria mampiakatra avo ny faniriany ahy hono (fa tsy mety tanteraka noho ny antony tsy mety manaiky ny saiko) dia ny hahita ahy miaraka @ olon-kafa; eny an-dalana moa rehefa misy lehilahy miherikerika rehefa mifanena amiko dia faly ery ingahirainy dia mamporisika ahy hoe mitadiava lehilahy dia raiketina. Tsy mety vonona @ izany aho hatreto na dia vonona aza ny vatako