image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Felantsoa

Member
Last seen il y a 8 mois
Joined:
Posts:
140
Topics:
40

Ny anay misy fotoana mivoaka irery @ alina, mandehandeha @ fiara, mirevirevy any anaty fiara na maka chambre d'hotel dia any indray no manao satria tao an-trano tsy dia afaka mivalampatra noho ny haterin'ny trano ka ho ren'ny olona any an'efitrano hafa (mpanampy, ankizy) ny feo; Indray andro St Valentin dia samy naka journée naka chambre mba anisany lafo indrindra dia tena nianoka fitiavana be sy fitiavana ara-nofo faratampony

Misaotra anao "rahazahenao" fa faly foana ny mpanoratra rehefa faly ny mpamaky. Ho an'i Befilahiana: amiko ny fitiavana tsy resaka ara-nofo fotsiny ihany, porofon'izany ny nataon'i Laza. Tantara niainan'i Sitraka io ary tena azy tokoa ny vatany saingy mety tsy fantatsika koa anie fa mety tena mba nijaly koa izy nitady izay ho sila-panahiny nandritra izany fotoana rehetra izany eh; iza moa no ho faly ifandimbiasan'izao lehilahy rehetra izao saingy tsy azo terena koa ireny ho tia anao. Ity tantara ity no atao hoe varivarianan'ny lavitra ka tsy nahita ny ambany maso, hay moa efa teo an-tokonam-baravarana ilay ho sila-panahy saingy tany an-kafa no nitady fahasambarana.

Ny forum amiko dia ahafahana mitafa, mifampizara; misy ny manaiky izay hevitra avoakanao, misy ny tsy manaiky, misy ny mitsikera ny ataonao ary misy koa ny manenjika anao @ maha-ianao anao mihitsy. Izay ilay fahafahana. Hamaly kely ny fanontaniana ankolaka resahan'i mec candau za io: Tsy ao anaty tontolo-na candauliste aho na dia ao anatin'izany aza ny vadiko; efa an-taonany maro izy no nanome alalana ahy hitady lehilahy hiraisana ka hojereny na farafaharatsiny itantarako izay firaizana hataoko @ io lehilahy io. Hatreto dia izaho mihitsy no tsy mbola vonona @ izany noho ny antony maro: ny ahy raha tsy misy fitiavana à certain degré dia tsy misy firaisana ara-nofo ho vita. Efa nahavita niaraka t@ lehilahy hafa tokoa aho nandritra ny volana vitsivitsy ka 95%n'ny fiarahana dia any am-pandriana (na koa any anaty fiara LOL) saingy tsy nampahafantariko azy t@ izany satria tsy afenina fa raha mbola nitohy volana vitsivitsy dia mety nanova ny fitiavana teto amiko sy izy ilay fiarahana, eny na dia samy olona voafatotra aza izaho sy io lehilahy niarahako io. Efa saika tsy nahafoy hisaraka taminy aho raha tsy antony lehibe mihitsy saingy (somary) nampisy ratram-po kely. Vao tsy ela izay dia mbola noresahan'io vadiko io tamiko indray ilay fantasme-ny; aty aminay (aty ivelany) moa tokony ho mora kokoa ny hanatanterahana izany noho ny antony maro samihafa (vitsy ny malagasy ka kely ny chance hahitan'ny mpiray tanindrazana ahy hoe iny fa niray fiarakodia t@ olona tsy vadiko na koa hoe iny fa niditra chambre d'hotel na tranon'olona tsy vadiko; maromaro ny clubs échangistes ahafahana miray @ olona izay mifanojo filàna aminao; maro koa ny application pour rencontre ahafahana mametraka tsara ny fifandraisana tianao hatao @ ilay olona tianao hiarahana, misokatra amin'izany kokoa ny vazaha noho ny malagasy, etc...) saingy tsy mety vonona na ny saiko na ny foko hiditra amin'io, hany ka rehefa manam-potoana aho ka mamakimaky tantara eto @ forum moov na mijery site vahiny dia mitady tantara niainan'olona izay efa tafiditra ao anatin'io candaulisme io, dia izany no ezahako tantaraina eto araka ny fijeriko sy mety hiainako azy raha toa ka tanterahako tokoa ny fanirian'ny vadiko kanefa ny saiko izay matanjaka kokoa eo @ fanapahan-kevitra dia tsy mety vonona mihitsy. Fehiny: Maro @ ireo tantara soratako eto no tantara tena marina (@ ankapobeny) saingy indraindray itariko kely arakaraka ny fieritreretako ny tokony hiainana azy sy hanome fahafinaretana antsika malagasy mpankafy resaka ara-pananahana.

Mankasitraka ireo tia ny soratanako ary mankasitraka ireo mitsikera ihany koa fa endrika fahalalahana koa izany

Misaotra anareo nankafy eh, faly ny mpanoratra rehefa faly ny mpamaky

misaotra izay mankasitraka rehetra. Ho an'ireo mametraka fanontaniana kosa, ivereno vakiana ny tantara teo aloha rehetra dia ho azonareo ny valiny. Ny zavatra soratako dia na tantara tena nisy (niainako vitsivitsy ary niainan'olon-kafa fantatro ny ankabeazany) na inspiré t@ zava-nisy teto @ forum moov na wanadoo na forum vahiny. Tsy hamerina fanazavana eto aho fa ankafizo fotsiny eh

Mankasitraka andryyyy: faly ny mpanoratra rehefa faly ny mpamaky

ô ry zareo ah, tsy miankina @ attente-n'ny mpamaky kosa ny zavatra soratana eto eh izaho manoratra satria te-hizara fotsiny satria na (raha niainako ilay izy) nahitako fahafinaretana ny niaina azy na (raha tsy niainako) nahitako inspiration ny famakiako azy. i Moov koa tsy nametraka fepetra hoe tsy maintsy zavatra niainana ka aza dia ankasarotina re fa dia annkafizo raha tianareo fa raha tsy tianareo dia mamakia zavatra hafa eh.

Arahabaina fa tonga eto Antananarivo ianao, "Tanànan’ny revy rehetra, Ny bonne sy ny voretra, Ny mamba manetsetra, Ny mpivavaka mipararetra, Ny mpitandrina sy ny eveka, Kepoka toy ny taretra, Ny vahoaka ity lasa miroule, Ny katry miara mitolona, Antsoina manao be marenina, Maditra saro-tenenina, Dondrona sady domelina, Hambarako anao izao ny marina, F’ianao ohatran’ny fanina, Ny katry tsy laitra hanarina, Fa ny feonao fotsiny no farina" (Tononkiran'i Samoela) Izao hatrany no anatro ho an'ny vehivavy (Na lehilahy koa) namako mikasika ny fifandraisana @ Internet. Toy ny fifankahitana eny ambony bus isa-maraina ihany izy io, mety miresaka matetika fa aleo manadihady lalina ihany vao miroso @ zavatra lalindalina kokoa. Olona nifanerasera taminao tany an-tsekoly aza atao hoe mitovitovy fitaizana aminao, mahavita mivadika tampoka eo ka mainka fa olona tsy mbola tena niara-niaina taminao. Mety hoe nanaiky hiara-hatory ianao t@ voalohany satria toa nety, toa tena izy tokoa saingy tsy garanti izany hilazanao azy hoe fiable fa mila *****o hatrany mandrapahafantaranao ny mikasika azy marina. Nahalala mpiara-miasa fahiny aho, efa lehibebe ihany ilay vehivavy fa efa nanatona ny faha-40 taonany, tsy mbola nanambady ihany. Nisy fotoana anefa tazanay misy lehilahy maka sy manatitra azy any am-piasana isan'andro. Mba faly izahay fa nanana olon-tiana ihany ity izy. Nony avy eo bevohoka, mbola teny ihany ilay razoky nanatitra sy naka azy. Nony teraka soa aman-tsara ilay zaza dia tsy hita tableau intsony ilay lehilahy. Nony niverina niasa ilay vehivavy dia nitantara taminay n***** akaiky tao fa hay lehilahy manambady ity izy fa tsy nisy signe tazana mihitsy. Nanana trano 2 ilay lehilahy ka ny vady aman-janany dia tany Antsirabe, moa izy niasa teto Antananarivo ary nanana appartement nipetrahany irery. Ilay vehivavy kosa nanana ny tranony irery koa fa tsy nety hoe hipetraka tany aminy raha tsy hoe vita mariage farafaharatsiny. Nony nantsoina ilay lehilahy hono dia nihaona rizareo, ni-reconnaître ilay zaza izy aloha ka nitondra ny anarany ilay zaza saingy nibaboka fa tsy hiara-hipetraka @ ilay vehivavy mihitsy. Teo @ asany ilay lehilahy no nandainga hoe mandeha mission matetika any antsirabe fa misy projet maharitra mila andalovany any, hay kay mamangy vady aman-janaka. Na dia voasoratra ho manan-dray aza anefa ity zaza dia tsy hita intsony mihitsy ilay lehilahy, moa ilay vehivavy tsy te-handalo any @ ilay appartement-ny intsony fa tena tofoka tanteraka. Heveriko hoe cas extreme io fa ny anao aloha ry KALA VAVY, sosokevitro dia hoe mialà dieny izao. Inona no antenainao aminy ? Na sanatria hisaraka @ vadiny aza izy ka ho any aminao, ho tsara ve ny tokantrano miorina eo @ alahelom-bady na alahelon-janaka. Ny fanambadiana tsy hoe afaka soloina indray afaka taona vitsivitsy rehefa manana olana fa dia iaretana ao. Mahereza fa dia manadihadia lalina mialoha ny tena hidirana lalindalina kokoa. Aleo izao no maratra ny fo dia mamadika pejy toy izao maratra en permanence ny fo

Andirah: Tantara mitovy ve ? Asa anefa. Mba alefaso eto hoe ilay lien nahitanao azy

Tinah96, Mampihomehy: Mba itantarao ry ireto fa tapitra ilay inspiration-ko ah.

lou: miandry anao aorianan'ny St Valentin hanoratra eto