Mino za fa tsy maintsy misy zany, mpiaramiasa mahaorena ny toetrany na ny ataony. Mety ho toetrany mihitsy ilay izy, mety hoe vokatry ny asa dé lasa misy toetra mahakamo. Mitantarŕ hoe zay manan-kambara?ny ahy : vhv ilay izy, izy no miseho mahay ndrindra, marina hoe manana ny fahaizany (expérience) izy, hany ka lasa manambany ny manodidina azy, tsy mandray sy mihaino ny tenin'ny hafa mitsy fa ny azy iany. ary monopolisény doly zao ndraikitra tokony ifampizarana rehetra izao. Lay chefny aza otran matahotra azy hany ka manankina aminy ny zavatra rehetra dé tsy mba mandray anjara mihitsy ny sasany. dé vao mainka izy dedaka be rehefa mahazo andraikitra. tsy tiany mitsy raha vao toherina ny heviny, ary tsy maintsy atao marina. Izy nefa tsy supérieur hiérarchique an'iza n'iza.Ary tsy izaho irery no mahatsikaritra fa ny hafa moa dia mi souffrir mihitsy satria homologue zareo. na fihetsika na zavatra tenenina dia izy no misongadina.tsy hay mihitsy hoe inona no atao an'ireny olona ireny!!!