Nahazo photocopieuse vaovao ny tao am-piasana , performant hoy ny tao amin'ny logistique , dia nampianarina daholo ny rehetra ary . Indray andro ary , tonga aho ampiasa azy , nampidiriko ny taratasy tao anaty boîtier satria samy miantoka ny rame ny service mampiasa ,nampidiriko ny zavatra atao photocopie, notsindriako ny bokotra sy ny isa ilaina , fa nirifatra izay tsy izy ny machine , tsy nety nipika na dia efa notsindriako aza ny annuler fa dia nivoaka daholo ny taratasy feno ilay atao photocopie , nantsoiko haingana ilay tao amin'ny service nampianatra hoe avia haingana fa tsy haiko , tsy nety nipika ilay appareil , fa dia vita izay rame natsofoka tao vao nitsahatra tsy namoaka intsony fa ny moteur mbola mihodina sy ny écran mbola milaza fa mila mampiditra papier .Fa nagovitra aho hoe izaho ve no naimba ilay machine !! Nony nojerena amin'izay , hay ilay olona nampiasa teo aloha nampiasa automatique ,en 4 rames dia tsy naveriny ŕ 0 ny bouton rehetra . Fa dia inona moa ny nato fa dia nalaina izay am-piasaina tamin'ny ilay ahy fa dia ny ambiny nanaovana brouillon daholo , loza ity hoy aho !!!