Resaka fiterahana lé raha : Matetika ny zaza voalohany par accident no nahazoana azy. (Satria moa efa en plein vitesse ilay fiarahana dia tsy voatandrina intsony ny fitondran-tena, ny fotoam-pietsahana, ny daty mahalonaka...) Tonga ary ny tsy maintsy hanambadiana (sinon, mbola nifampitaritarika foana teny.)Tsy midika nefa izany fa tsy misy ny tena vokatry ny fitiavana madio.