image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Le izy nge ry perv novaina teny vahiny fotsiny matetika na amboarina kely fa mahamenatra angamba eeRamanonaka = MofosiraMasikita = brrrochetttttMavoloha = Iavoloha


Le izy nge ry perv novaina teny vahiny fotsiny matetika na amboarina kely fa mahamenatra angamba eeRamanonaka = MofosiraMasikita = brrrochetttttMavoloha = Iavoloha


Timo&Pumbaa :eo ian lay mahamenatra fa am zay misy vidiny koko eeeOvy endasina : pomme fritte


Mety marina koa zay an.Mety vitsy no hividy le jus raha atao hoe "vôtsokina" fa aleo atao corossol <applau


Timon`` Pumba hahahahahahahhhhh ohatrinona ny ranom-boatsokina iray vera mdr!!!!!!!!!!!


hehe de sady manalazy ry reto no mba mampahafantatra ihany sao misy varena @ teny vahiny aa!!Refa mahita nareo hoe "Confiture de pok pok" de Vônatsindrana ihany iny ry reto a!Aleo alefa tsikelikely sady mampiakatra ihany ee :-bye


maro koa ny anarana niova toy ny hoe : tina de lasa tinah, lala de lasa lalŕ


dia i voahangy lasa oe "madama"


Misy izao olona raha tenenina amin'ny anarany maro tsy mahay, fa raha tenenina hoe ra-ressort tonga de mahay daholo


Ny Lalao lasa hoe Neny. Ra8 lasa hoe Dada ary mety ho lasa Dadabe sy Bebe kou @2022. Hi hi!!