mtenena oe voky e!
mtenena oe voky e!
Mandehana eny amin'ny firaisana misy anao . Azo ovaina tsara mihintsy , fa io in-1 mandeha io dia izay an . Fa fidio tsara aloha ilay anarana mba tsy misy fanenenana,mila vavolombelona maro izy io ,ny copie sy ny tariny moa izany tsy maintsy hoe vonona daholo , misy vola aloha fa tsy lafo .Kendreho tsara fotsiny hoe rehefa tonga ny fotoana mba ho samy afaka daholo ireo vavolombelona ireo hanao sonia amin'io andro voatondro io . Ny tohiny dia ho azonao ny décision-ny tribunal milaza fa nanova anarana ianao . Ny copie -nao rehefa avy eo , misy an'io décision io eny amin'ny marge , dia ohatr'izay hatrany .
za efa nagataka nanova ny anaran'ny zanakomisy demande atao, efa misy model ao @ fitsaranamila vavolombelona 2 dia misy dossier ilaina fa jereo eny @ tribunal fa tsy tadidiko satria efa t@ 2005dia avy eo misy fitsarana atao, tsy fitsarana mampitahotra akory fa juste hoe inona ny antony, dia milaza izay lazainao eo ianaonisy cousin-ko efa nanova anarana koa