image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 83

Bedin'ny polisy v ra manao casque moto refa mtondra fiara?


Tsy bedy fa otrani le pilote na rally reny! Ra misy vitre aza le casque de ampidinina mints, afaka manao gant ko!

Ary ra manao ceinture tena napetaka manokana refa mitondra moto?


Ny mitodra casque tsy misy môto no voarara.


hahahahaha! tapaka miitsy aho mamaky an'lisany.

(Y) Ohatry ny hoe niara nifoka môll lisany telo mitsam!!!

bien


Le ceinture moto marna otran hevitra tsara, ts ataorana mianjera @zay f'otran'reny entina afatotra reny.

J¤e > so d tokon mfanao ftona daolo tokoa sika 4 mtsam, de za mtondra vam mis cask moto, de Jean mbah mtondra moto mis ceinture. Sa v aaa?


J¤e :
Efa zatra mitondra moto loatra aho, ka sendra nitondra fiara indray WE dia rehefa nivoaka dia nitsapatsapa ny tongotro havia saika hampidina béquille.


entanina miitsy zao ny olona hanao casque tsy misy moto amzay tsy matahotra mpively bois rond fa misy miaro ny loha!!!!!


Hahahahah!

Casque avec armure angamba vao tsy matahotra bois rond.


nisy fotoana ko za nadeha tongotra de mbola noheveriko hoe nitondra fiara ihany za d nanaraka embouteillage, ndeh ampaneno klaksaonn za vo tonga saina hoe kay moa tsisy batterie ny moto hoetiko!


Mandeha tongotra manaraka embouteillage no mety!