image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba o!

Mba vonjeo fa feno "limace" ao amin fitoerana fako nay dia marikoriko be no misambotra azy isakalina sy mijery azy amandendeha eo am sisindrindrina... Limace tigrée hono no anaranio :
wwwpointvivacespointbe /wp-content/uploads/2015/03/wpid-img_20150315_235220.jpg

Somary misy amandoana aloha ny toerana satria ambany fanasana vilia dia misy lay tuyau fivoandrano... fa tena leo be za dia mba mila torohevitra mba tsy hiverenan ireo intsony fa tsy tiako ka!

misaotra am torohevitra...


Ny anay koa nisy tao andakozia taloha, nahavatra mintsy zay refa taitra amin'ny alina ka mahita azy mandeha eny mandraraka sira izay tratra, lany tamingana ihany ny farany. asiana vovontsira dia raofina fotsiny avy eo


Sira tena mety amin'izay lalan-kalehany rehetra sy ny lavaka ivoahany , fa ny ahy ataoko kilalao , nasianay labiera ny vilia dia niakatra tao daholo izy mianankavy dia mamo fa vita tao daholo , tsisy intsony , manintona azy mantsy iny sady mahatsiravina mihintsy fa mihinana voninkazo ireny:~):~)


Azafdy aloha fa inona tsara le LIMACE


misy eny amin'ny mpivarotrafa ampitahao amin'ny : sakamalaho + tongologasy totoina na ranoinadia afafy na ahosotra eo amin'ny toerana tianao hialanymety io


za zany < Limace dia ireny atao hoe dinta any amintsika ireny e, rehefa alina na mando be ny tokotany dia ireny izy fa mivoaka dia mamela trace izay rehetra diaviny .


Lailosy ny limace fa tsy dinta e!!


Biby lena koa fiantso an'ireny!