image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Efa teto ihany ity fa averiko indray. HAndeha hitsena olona teny Ivato za, somary efa tara vao afaka niala taty @ ville dia nandeha mafimafy satria ora iray alohan'ny ahatongavan'ny fiaramanidina vao niala. Nisy embouteillage be teny @ route digue, namono motera mihitsy t@ izay. Za @ io miasa saina be hoe ahoana no hatao raha tsy tratrako ilay fotoana, za mahalala ny anaran'ilay olona fa ilay olona halaina tsy mahalala ana akory. Eo am-panarahana embouteillage eo za no nifanenna tamina razoky manosika bisikileta (vaky pneu), dia nanontaniako lery:"fa misy inona ao aloha ao remose ? Dia namaly lery " misy embouteillage". Saika ompa variraraka no nomeko an'lery


Mbola misy koa kay:Nanontany an'ny mamanay za hoe "tsy hitako lay short-ko fotsy" d tsy taitra mitsy izy namaly anŕ hoe "fa natao taiza??" kkkrrrr(efa hoe tsy hitako <pdtr<pdtr )


Tamin'i zah nanana taxi dia nanontany an'ilay chauffeur hoe "aiza ianao izao?"Tsotra ny navaliny ahy : "Ato anaty fiara aho" hoy izy.Nefa ny toerana nisy azy sy ilay fiara no nanontaniako. -Nivonto ny foko tamin'izay.


Olona mameno fiche momba azy tao @ birao iray. Izy tsy manoratra fa ilay mpiasa no mameno ilay taratasy momba azy @ alalan'ny karatra entiny. Tonga eo @ ilay adiresy dia hoy ilay mpiasa: "aiza ianao no mipetraka".Ny valiny: "any @ rafozako". Tokony adiresy no ho lazainy.


Ty koa tamin'lay sujet taloha:Nividy yaourt maison reny lay bandy d nanontany ilay mpivarotra hoe: "Hohanina v" ? d namaly le bandy hoe "a a a atsipitsipy eraky ny arabe" <marteau<marteau


Andeha hiantsena aho fa tsy tadidiko ny nametrahako ny porte monnaie ko,nanontany ny vadiko hoe "inona no tadiavinao? " dia hoy aho hoe "ny poketrakeliko" dia ozizy hoe "atao inona???":-humGrrrrr <boxe


Ity njay misy hafa koaNirahina nividy trondron-dranomasina ilay cousin-anay izay, tany lery efa ho adin'ny telo be zao, ty taga avy any niverina tsy nitondra n'inon'inona.Fa aiza ilay trondro?????, hoy ny Reniny-Tena efa noteteziko daholo ny quincaillerie ry Neny fa tsy nahita trondro za a <suicide


  1. A: Nibip i anona teo. B: D ahoana hoy izy? A: ?????????2) A: Maty hono i anona. B: Maty ahoana? A: ?????????

tao @ WC za ndray andro d adinoko ny paps d nantsoiko le zandry kely tato antanŕna oe itondray taratasy za oa d ozy lery oe atao in ono taratasy


Latsaka b za Raha za zany d novaliako hoe "Hamonosako mofo " hahaha mdr